03/09/2026
đ˘ FORMATION EN LIGNE â FIOMPIANA TRONDRO EN BASSIN HORS-SOL
Te hanangana na hanatsara ny fiompiana trondro aminâny bassin hors-sol ve ianao, nefa mbola mila fahalalana mazava momba ny fitantanana ny ĂŠlevage?
Aminâity formation en ligne ity, hianatra ireo fototra sy kajy ilaina aminâny fitantanana ĂŠlevage piscicole hors-sol ianao.
đ
Daty : 18 â 19 â 20 Septembre 2026
đ Ora : 18h00 â 20h00
đť En ligne via Google Meet
Sarany : 30 000 Ariary
đ Ireo modules 3 hianarana :
MODULE 1 â DensitĂŠ dâĂŠlevage & gestion des paramètres de lâeau
⢠Ahoana ny famaritana ny isanâny trondro azo ompiana
⢠Fitantanana ny kalitaon'ny rano
⢠Paramètres manan-danja aminâny fiompiana trondro
MODULE 2 â Nutrition & gestion de lâalimentation
⢠FilĂ na ara-tsakafo anâny trondro
⢠Fomba fanomezana provende araka ny dinganâny croissance
⢠Fatra sy frÊquence fanomezana sakafo
⢠Fomba fitantanana tsara ny alimentation mba hampihenana ny gaspillage
MODULE 3 â Dimensionnement dâun système dâĂŠlevage piscicole hors-sol
⢠Fonctionnement système en hors sol
⢠Choix sy dimensionnement ny pompe
⢠Dimensionnement ny filtres
⢠Choix sy dimensionnement ny aÊrateurs
⢠Fampifandraisana ireo ĂŠquipements mba hahazoana système mifanaraka aminâny volume dâĂŠlevage
đŻ Tanjona : Hanampy anao hahatakatra sy hahafahanao mandray fanapahan-kevitra marina aminâny fananganana sy fitantanana système piscicole hors-sol.
đ˛ Toerana voafetra â Misokatra ny fisoratana anarana.
đ Raha liana ianao dia afaka mandefa MP na antsoy ny 032 88 155 97 hahazoana ny antsipiriany momba ny inscription sy ny fandoavana ny saram-piofanana.