Style Gasy Gasy ka tsara vente en ligne eto Diego

Style Gasy Gasy ka tsara vente en ligne eto Diego vente produits vita malagasy

converse pour homme et femme, dispo eto diego suarez. Prix 35 000 ar
23/07/2025

converse pour homme et femme, dispo eto diego suarez. Prix 35 000 ar

Misy Huil d'Olive ato . Mp hoan'izay aka azy fa roa io no sisa tavelacontacte 0349955312
15/07/2022

Misy Huil d'Olive ato . Mp hoan'izay aka azy fa roa io no sisa tavela
contacte 0349955312

Salamaee!!! Nohony lancement voaloany @ varotra menaka isan karazany ato aminay de natao mora alo ny vidiny  volana mars...
04/03/2022

Salamaee!!! Nohony lancement voaloany @ varotra menaka isan karazany ato aminay de natao mora alo ny vidiny volana mars Ty.. Ireto avy ny menaka misy ato aminay:::
🍀Menaka ananambo + vahona (huil de moringa)
🍀 Menaka sakay tany ( huile de gingembre)
🍀Menaka farahitra
🍀 Menaka kinana+ ananambo (huile de ricin au moringa)
🍀 Huile d'avocat
Livraison partout a Mada
Lieu misy anay aty Diego
Contact 0324116759 ; 0349955312
Prix :
👉70ml: 7.000 ar
👉100ml: 10.000 ar
👉250ml: 23.000 ar
Araraoty fa mandalo iany ny prix mora

Promotions 10.000 ar manomboko androany jusqu'amin 10 mars hoavy izao .🍀Karombola 1 tavoangy miaraka 1 fehiny kakazo🍀 th...
02/03/2022

Promotions 10.000 ar manomboko androany jusqu'amin 10 mars hoavy izao .
🍀Karombola 1 tavoangy miaraka 1 fehiny kakazo
🍀 thé manala tavy a base de menthe 1 L
Araraoty fa mbola tsis hoatr izao eee
Mandefa @ faritra rehetra .....
Mp plus d'info
Contact 0349955312

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fona fa mitombo isan'andro n'y sitrana avy am karimbola🙏😘Isika mitsabo fa Andriamanitra...
15/01/2022

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fona fa mitombo isan'andro n'y sitrana avy am karimbola🙏😘
Isika mitsabo fa Andriamanitra manasitrana 😘

KARIMBOLA dia:
👉 Manasitrana vavony
👉Mandamina cycle mikorotana
👉Manala douleur ny règle
👉 Manasitrana perte n'a maimbo io n'a mangidihidy
👉Manafana kibo toy ny tranonjaza mangatsika
👉Mampahazo Zaza
👉 Manasitrana kiste sy fibrome
👉Mampandeha ny règle tsy mandeha nefa tsy bevoka akory
👉Manala havizanana

🚫Tsy Manala Zaza ny karombola Ary tsy maha afa_jaza ko

Zay Mila fanazavana bebekokoa Dia mandefasa message n'a miantso direct

034 99 553 12/ 03241 167 59

Marihana fa efa misy karombola voahomana ato aminay , misy KO le kakazony hoan'izay mazoto mikarakara...

Mandefa am faritra Ary manao livraison

🍀KARIMBOLA MORONDAVA🍀✅ Photo1:- Mandamina cycle mikorontana (na efa ela tsy nandeha na tsy milamina)- Manadio sy manafan...
10/01/2022

🍀KARIMBOLA MORONDAVA🍀

✅ Photo1:
- Mandamina cycle mikorontana (na efa ela tsy nandeha na tsy milamina)
- Manadio sy manafana tranonjaza (tsara hoan'olona mitady zaza kely)
- Mamerina cycle ho régulier raha avy nanao fanabeazanaizana
- Mandevina tanteraka Cyste sy Fibrome
- Manala sy manasitrana perte (mamofona sy mangidihidy)
- Fausse couche
- Trompe Boucher
- Mety hoan olona avy niteraka (magnadoso maloto avy ao akibo, sy manasitrana fery ao anaty)

✅ Photo 2:
- Manasitrana aretim-bavony (mampisokatra vavony, mampazoto homana)
- Manasitrana aty

✅ Photo 3 : Thé manala tavy à base de menthe
Manena vatana, manala cholestérol, manena kibo hoan'izay te anena kibo

Efa maro hoy aho no efa nahita vokatra mahafinaritra be tamin'ny fanaovana traitement teto aminay, ka raha misy ny mahaliana anao dia mandefasa mp na miantso directe

☎ 0324116759 / 0349955312
Prix : 20.000 ar
Mandefa any @ Faritra rehetra

🍂Fanalàna angadrano mahomby amin'y halalan'ny ASPIRINE ary eh !🍂 🌻Raha volo mitera-menaka (cheveux gras) : 🌵Makà aspirin...
05/01/2022

🍂Fanalàna angadrano mahomby amin'y halalan'ny ASPIRINE ary eh !🍂

🌻Raha volo mitera-menaka (cheveux gras) :

🌵Makà aspirine @ endriny « comprimé sécable» dia totohina na kosehina @ tavoahangy na bocal.
Levonina ao anaty rano , comprimé iray isaky ny rano iray sotro.
🌵Ahositra @ hodidoha alohan’ny hanasàna loha dia somary horina boribory @ ratsan-tanana . Avelao hilona 5 -10 min, avy eo sasana toy ny mahazatra ny loha. Ataovy isaky ny manasa loha mandra-pahafaky ny angadrano tanteraka

🌻Raha volo makina (cheveux secs) :

🌵Makà aspirine @ endriny « comprimé effervescent » iray Levony ao anaty rano 125 ml (iray vera)
Ahosotra eo @ volo madio avy nosasàna (efa voakobana madio tsara). Raha manana « vaporisateur » ianao dia mety kokoa
🌵Pepehina (tapoter) @ rantsana ny volo sy hodi-doha sady horina 1 na 2 minitra.
Ajanona eo fa tsy kobanina intsony (lotion fait maison) ary avela maina ho azy. Atao in-dray isan-kerinandro mandrapahafak’ilay angadrano tanteraka.

🌻Afaka atao amin'ny shampooing fanasanao volo koa ilay aspirine efa voatoto.
Horina amin'ny ratsa-tanana mandritran'ny 1-2min dia kobanina.
Aza tia tena de MBA Zarao MBA ho hitany namanao mba ho fanampiana azy koa...

Miarahaba atsika membre jiaby tratrany taona 2022!!MBA te hizara zavatra mahasoa itako tany hoany . Iza Ko be angadrano ...
04/01/2022

Miarahaba atsika membre jiaby tratrany taona 2022!!
MBA te hizara zavatra mahasoa itako tany hoany .
Iza Ko be angadrano ??mampijaly be !efa nanao zavatra betsaka fa miverina ihany ve ?
Hizara fanalana azy tanteraka sika an!! Ra misy liana de zaraiko eto ☺
Asio j'aime ny page dia arakao am daholo ny torohevitra rehera ato am page💚💚💚

Address

ANTSIRANANA Diego Suarez
Antsiranana

Telephone

+261349955312

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Style Gasy Gasy ka tsara vente en ligne eto Diego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share