16/09/2023
Manasa ny rehetra hampiasa fa tsara ny couches lavables ataon’i Tsena 0W
👶 𝗙𝗜𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗨𝗖𝗛𝗘𝗦 𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔𝗞𝗘𝗟𝗬?
🧺 6 ka hatr@ 8 couches isan’andro eo no ampiasaina ho an’ny zazakely vao teraka.
Rehefa mihalehibe izy, dia mielanelana kokoa ny sakafo, ny ora fanoloana couches, ary efa mihalava ny fotoana fatoriany @ alina.
Samy manana ny fitomboany ny zazakely tsirairay fa raha @ ankapobeny:
📌Vao teraka ka hatr@ 3 volana, eo @ 240 couches eo no ampiasaina isam-bolana.
📌3 volana ka hatr@ 1 taona, eo @ 150 couches isam-bolana
📌1 taona ka hatr@ 2 taona, eo @ 120 couches isam-bolana
📌2 taona ka hatr@ 3 taona, couche 1 isan-kalina
⭕️Manodidina ny 3800 - 4800 couches isaky ny zazakely eo no ampiasaina mandram-paha afaka couches azy.
⭕️ 𝟭 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 eo ny couches ariana manomboka ny zaza vao teraka mandram-pialany couches.
📌Ny couches no anisan’ny mampisy 💰budget betsaka indrindra @ fikarakarana ny zazakely.
☘️ Ny couches lavables 🇲🇬vokarin’ny Tsena0W dia maharitra, mateza, ary mikajy ny tontolo iainana.
☘️ Tsy ariana fa sasana dia averina ampiasaina aman-taona. Vita @ lamba coton mba iarovana ny hoditry ny zazakely.
☘️Misy natao ho an’ny zaza vao teraka ka hatr@ 3 taona.
☘️ Raha toa ka te hahafantatra ireo karazana couches lavables Tsena0W ianao dia aza misalasala manontany anay mivantana.
📤 MP
📲 +261 34 84 584 77