30/12/2025
📌 Hafatra ho an’ny rahalahy tsirairay mialoha ny 2026
⚠️ Raha tsy mitandrina amin’ny fifandraisana amin’ny vehivavy ianao, dia mety ho rava ny tetikasanao 📉, ary mety ho potika tanteraka mihitsy aza ny fanananao 💸.
🔧 Raha misy fitaovan’ny orinasanao simba ka tokony amboarina na soloina vaovao, nefa ny Vadinao(sipanao) kosa te-hanao fialan-tsasatra ✈️, te-hividy finday vaovao 📱, lamba 👕, volo 💇🏽♀️, sy zavatra hafa, dia ilaina ny fahaizana misafidy laharam-pahamehana 🎯.
💡 Farany, aza miseho ho manam-bola amin’ny olona 🙅🏽♂️, sao lany amin’ny fireharehana sy fandaniana tsy ilaina 😤 ny vola tokony hatao amortissement sy fampandrosoana ny orinasanao 🏗️📈.
🩴 Na kapa tsotra ihany aza no anaovanao, ianao ihany no mahalala fa manana vola sy orinasa ianao 💼💰.