29/07/2021
Ny fihitsananβny voloβ¦ π
Salama daholo ππ ! Aminβny fotoana rehetra dia mety hihitsam-bolo isika. Fa aorianβny fiterahana no tena mirongatra π±
1β£- Maninona no mihitsam-bolo aorianβny fiterahana β
β‘Vokatry ny fihenanβny Β« hormone Β»: Fahatsiarovana sisa ilay volo tsara be t@ bevohoka π. Ambony dia ambony ny tahanβny tsiripanentana nandritra io fotoana io ka niantoka ny fahatsaranβny volo sy hoditra. Aorianβny fiterahana nefa dia mihena be izy ary mitarika fihitsanam-bolo.
β‘ Tsy fahampiana singa : Rehefa mampinono ianao πΌ dia mizara ho anareo mianaka ny singa ao anaty vatanao. πΆ Lasa tsy ampy ireo akora mampaniry ny volo toy ny zinc, fer, vitamine A, B, magnesium.
2β£- Ireo zavatra tokony atao:
- Ny sakafo : Na hosoranao daholo aza ny menaka mampaniry volo nefa tsy ampy ireo singa notanisaiko teo dia hihintsana foana io βΊ. Mazotoa ary mihinana akondro π, tamenakβatody π³, hena mena π, voanjo , legioma π, cΓ©rΓ©ales, huitres, ary cacao π«. (Tandremo ihany nefa sao be loatra ka harary kibo ny zaza)
- π΄Manaova ampy torimaso (Haiko fa sarotra io rehefa mitaiza π)
-β fadiana ny brushing, sΓ¨che-cheveux sy akora simika.
- Indroa isan-kerinandro no mansa loha antonony tsara. π Tsy kaorina aminβny hoho rehefa manasa azy fa horina moramora ny hodi-doha, tsy kosehina rehefa manamaina azy π³.
-Tsara hanapahana kely πβ (5cm fotsiny ππ)
-MampiasΓ menaka mampitsiry volo π΅: betsaka ireo zava-maniry mety fa hitako mandaitra sady mirary ny Β« Beurre de cacao Β» π.
π«Aleo rehefa teraka vao mampiasa fa rehefa bevohoka tsy dia mila manosotra zavatra aminβny volo sy hoditraβ
Mahereza izay mihitsam-bolo fa miverina miandalana io πͺππ.
Aminβny manaraka isika miresaka tsatsakaotra satria io koa dia fahatsiarovana β€ (fa tsy takaitra π) avelanβny vohoka.
Soava ny faranβny herinandro ππππ