Soa Pain

Soa Pain Soa Pain Boulangerie de Madagascar

Tsy ny m**o ihany n vokarinay f manao ny karazan-sakafo maro Isa karazany izahay
04/02/2020

Tsy ny m**o ihany n vokarinay f manao ny karazan-sakafo maro Isa karazany izahay

Manasa antsika hihinana Pain au raisin 😄😄😄
18/02/2019

Manasa antsika hihinana Pain au raisin 😄😄😄

Mitady pâtissier efa za-draharaha. Antsoy ny 034 10 631 51 na manantonà avy hatrany eny @ Boulangerie & Pâtisserie Soa P...
23/01/2019

Mitady pâtissier efa za-draharaha. Antsoy ny 034 10 631 51 na manantonà avy hatrany eny @ Boulangerie & Pâtisserie Soa Pain Ambozontany Fandriana.

Fizarana m**o hafa mihitsy. Mitovy tsara izy amzay.(Sary hita tany ho any)😄😄😄😄
21/01/2019

Fizarana m**o hafa mihitsy. Mitovy tsara izy amzay.
(Sary hita tany ho any)😄😄😄😄

24/12/2018
"SOA PAIN" dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra...
24/12/2018

"SOA PAIN" dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra...

Ny Boulangerie Pâtisserie Soa pain eto Fandriana dia mitady "Vendeuse":- 20 ka h@ 30 taona- Mahay mivarotra sy mahay man...
24/12/2018

Ny Boulangerie Pâtisserie Soa pain eto Fandriana dia mitady "Vendeuse":
- 20 ka h@ 30 taona
- Mahay mivarotra sy mahay mandray clients.
- Bonne présentation...
Alefaso Mp @ page Soa pain ny candidature-nao.
"SOA PAIN, Made in Fisakana..."

Ny aty aminay ...
12/12/2018

Ny aty aminay ...

Made in Fisakana tokoa ireo vokatra Soa pain rehetra😊😊😊
23/11/2018

Made in Fisakana tokoa ireo vokatra Soa pain rehetra😊😊😊

Address

Fandriana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Pain posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category