Teny kely

Teny kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Teny kely, Shopping & retail, Andranomakoko, Farafangana.

25/08/2022

Ataovy ao am coms hira tena tianao fa hiraiko ho anao .
Ataoko vocal๐Ÿ™‚

17/07/2022

Il ne faut pas dire ร  qui je ressemble ,
Il faut dire qui je suis ๐Ÿ˜

27/06/2022

Ny olona tena tsotra ,tsy miatsaravelatsihy ,be fitiavana ,tia mizara ,tsy tia miady am n'olo dia ireto avy ,T,A,L,J,M,R

19/06/2022

Tsy hoe kapay tsy hita fery elah ๐Ÿ’”๐Ÿ‘€Ka andeha ampijaly vehivavy ๐Ÿ’˜

15/06/2022

Andriamanitra tsy manome sedra tsy ho zakanao zany fa courage fona amin'ny fiainana๐Ÿ™๐Ÿ‘€

๐Ÿ’”๐Ÿ˜ญ
11/06/2022

๐Ÿ’”๐Ÿ˜ญ

11/06/2022

Tsy misy olona hafaka hitia anao tanteraka zany ankoatra ireo ray aman-dreninao๐Ÿ’‹๐Ÿ’–

10/06/2022

Tatoato na de vo mifoha
Miasa loha
Facebook an-doha ๐Ÿ˜‚

09/06/2022

Fa maninona wa reny camarade de classe taloha reny ref elaela tsy nihaona de lasa miavona ny sasany e ๐Ÿ˜ณhatram ny mp de ts valina f ataony vu fotsiny
tafa ngamba nizy kua ๐Ÿ™ƒ ts tsaroany mits ilay niarak nanadio WC๐Ÿ˜‚

08/06/2022

Fa ny olona manana anarana Valisoa reny ve efa voahozona ho sipa fohikely e ๐Ÿ˜‚๐Ÿ™ƒ
De gaga ah ๐Ÿ˜ณ๐Ÿ˜ณ

08/06/2022

Fa reny Sipa avy any Farafangana reny wa to tsy mahay miteny moramora daholo e ๐Ÿ˜ณ๐Ÿ˜‚Otran megaphone ref miteny na de eo akaikinao aza iz no mipetraka๐Ÿ˜‚

Address

Andranomakoko
Farafangana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Teny kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share