04/08/2026
❗️❗️EFA MISY INDRAY ❗️❗️
𝑷𝒓𝒐𝒕è𝒈𝒆 𝑺𝒆𝒎𝒆𝒍𝒍𝒆 𝑭𝒆𝒓 à 𝑹𝒆𝒑𝒂𝒔𝒔𝒆𝒓 - ilay 𝕄𝔸𝕋𝔼𝕍𝕀ℕ𝔸 𝕋𝕊𝔸ℝ𝔸
**Mamaha ny olanao rehefa mipasoka**
Ny Tombony mampiasa azy?
1. Tsy mandoro lamba intsony ianao rehefa ilay lamba mora may ireny no pasohana (Soie, Satin, Lamba synthétique)
2. Mora be Aminao ny mipasoka Costard, Costume miaraka aminy.
3. Tsy mangirana tsony ny lamba pasohanao (Tsy mila patemouille tsony)
4. Tsy misy diana fera ny lamba pasohanao
5. Miaro ny lamba tsy ho mora vasoka koa izy, tsy tratry ny hafanana be loatra am fera tsinona ny lamba
6. Miaro ny Feranao tsy ho mora simba koa izy a
7. Tsy misy ilay miraikitra ireny tsony ny feranao, lay sarotra be ny mikiky azy
8. Raha fera efa misy trace mainty, asianao an’ito dia tsy mandoto lamba intsony lay feranao
9. Afaka tsy manovanova température ana fera matetika be ianao rehefa lamba samihafa no pasohana, fa température iray iny dia mety. Mitsitsy fotoana e
10. Manamora ny fampiasana vapeur koa,
11. Mora apetaka
𝟐𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 𝐦𝐨𝐧𝐣𝐚.
➡️ 𝑨𝒓𝒂𝒓𝒂𝒐𝒕𝒚 𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐𝒃𝒆 𝒏𝒐 𝒆𝒇𝒂 𝒂𝒇𝒂𝒑𝒐. Ianao sisa. Na ramose aza hazoto hipasoka ami'izay 💪
Frais de Livraison: Manomboka @ 3000ar,
Lieu de récupération, na Ankadimbahoaka, na Fenoarivo, na Mahamasina.
034 02 028 17