Zanaray' tendance

Zanaray' tendance Décoratrice

Akoryyy Fianara!!!!Ity indray no masaka ho antsika e🥰🥰🥰!Mandray commande fona an 😘Matsiro sady tena Malefaka tsara amin’...
27/03/2026

Akoryyy Fianara!!!!
Ity indray no masaka ho antsika e🥰🥰🥰!
Mandray commande fona an 😘
Matsiro sady tena Malefaka tsara amin’ilay itiavantsika azy.
🎂🎂🎂🎂

Tena hoe mankasitraka Fianarantsoa fa tena maro ianareo no nandefa commande an’ilay canard laqué sy poulet laqué !Tena h...
26/03/2026

Tena hoe mankasitraka Fianarantsoa fa tena maro ianareo no nandefa commande an’ilay canard laqué sy poulet laqué !
Tena hoe misaotra
3 Andro mialoha fona ny commande an!
💋💋💋💋

Modèles réalisables 🥰🥰!!Afaka miditra hafatra miafina an!!!
26/03/2026

Modèles réalisables 🥰🥰!!
Afaka miditra hafatra miafina an!!!

Aona indray ianareo amin’ireo mofomamy Ireto!!Afaka mandray commande izahay.0343754937
26/03/2026

Aona indray ianareo amin’ireo mofomamy Ireto!!
Afaka mandray commande izahay.
0343754937

Poulet laqué 🍗🍗🍗🍗Tena hoe tsiro tsy lany laniana !!!Ilay nahafantaranareo anay hatramin’izay.1kg: 35.000arPoulet entier:...
23/03/2026

Poulet laqué 🍗🍗🍗🍗
Tena hoe tsiro tsy lany laniana !!!
Ilay nahafantaranareo anay hatramin’izay.
1kg: 35.000ar
Poulet entier: 50.000ar
Commande 3 andro mialoha fona an!!!
Mankasitraka antsika 🙏🙏

Akory Fianarantsoa a!!!!Tena hoe elaela izay an.Ity aloha no entiko iraraina soa anareoMandray commande foana fa ialana ...
23/03/2026

Akory Fianarantsoa a!!!!
Tena hoe elaela izay an.
Ity aloha no entiko iraraina soa anareo
Mandray commande foana fa ialana tsiny ho an’izay tsy tratra teo ho an’ny antony tsy azo ano hafana

Mandray commande fona ihany koa an, petit four isankarazany 🤤🤤
25/12/2025

Mandray commande fona ihany koa an, petit four isankarazany 🤤🤤

Joyeux Noël 🎁, Ireto sary Ireto no entinay hirarinao soa anareo🫶🫶
25/12/2025

Joyeux Noël 🎁, Ireto sary Ireto no entinay hirarinao soa anareo🫶🫶

19/08/2025

Efa misy ny mena-boanjo @ vidiny mirary 12 500ar/l
Menaka azo antoka tsara

Misy fona ny mena-boanjo !!!
21/07/2025

Misy fona ny mena-boanjo !!!

Efa misy ny mena-boanjo @ vidiny mirary 12 500ar/l
Menaka azo antoka tsara

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261343754937

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaray' tendance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zanaray' tendance:

Share