14/06/2022
📌MAMONO BOKY📕📕📕
⭐Hoanao zay manana boky na baiboly efa simba ka tiana hamboarina!
🔰Na koa hampamono Baiboly na fihirana na boky hafa!
⚡Azonao atao ny manoratra eo amin'ny commentaire na mandefa MP avy hatrany.
✉TOERANA: EPP Ambatovory FIANARANTSOA
📞Tel: 034 26 670 30
✔Prix: manomboka amin'ny 8000ar ny mamono baiboly arakaraka ny fahalabiazan'ny baibolinao!
🔰Halefa eto ihany ireo efa vita