Soa dio

Soa dio Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa dio, Shopping & retail, Ankofafa, Fianarantsoa.

💧 Soa dio | L’éclat pur
✨ 1 goutte suffit pour une vaisselle impeccable.
🇲🇬 Fait avec passion à Fianarantsoa.
🧼 Efficacité dégraissante & douceur pour vos mains.
🛍️ Commandez dès maintenant en message privé !

Mahay Zavatra hono ny tanoran'ny Fianarantsoa 🥰
13/08/2026

Mahay Zavatra hono ny tanoran'ny Fianarantsoa 🥰

Aty amin'ny devant Région ( Stand 47) indray Soa Dio mandritra ny 2 Andro ao anatin'ny Andro iraisampirenena hoan'ny tan...
12/08/2026

Aty amin'ny devant Région ( Stand 47) indray Soa Dio mandritra ny 2 Andro ao anatin'ny Andro iraisampirenena hoan'ny tanora izao.
Miaraka @ vokatra vaovao be:
👉 SoaDio 500ml 🥰

Tongava maro o☺️

Dia hasakasakareo Antarandolo ao sisa fa Dia toerana 2 bé izao no ahitana an'i Soa Dio ao!👉 Misy Soa DIO koa ao  Shop'in...
15/07/2026

Dia hasakasakareo Antarandolo ao sisa fa Dia toerana 2 bé izao no ahitana an'i Soa Dio ao!
👉 Misy Soa DIO koa ao Shop'in Fianara akaikin'ny FJKM Antarandolo
👉Ao amin'ny O'Matsiatra

N'y aty Ankofafa moa dia ao amin'ny Tsena Haona
Ary ao amin'ny magasin Tanambao ambony Antsinana

Iza no mipetraka manodidina Antarandolo ato o! 🥰Efa ao amin'ny O'Matsiatra koa i SoaDio an!👉Vidiny tsy miova fa 3500ar h...
02/07/2026

Iza no mipetraka manodidina Antarandolo ato o! 🥰
Efa ao amin'ny O'Matsiatra koa i SoaDio an!
👉Vidiny tsy miova fa 3500ar hatrany ny 1litre

🎉Tongava mividy SoaDio Sady mijery ny vokatra malagasy maro hafa koa an😉

Tapitra ny "salon régional du tourisme et de l'artisanat "Expérience voalohany hoan'ny SoaDio tamin'ny resaka exposition...
21/06/2026

Tapitra ny "salon régional du tourisme et de l'artisanat "
Expérience voalohany hoan'ny SoaDio tamin'ny resaka exposition vente.
Mafimafy kely niatrehana azy fa tena nahafinaritra be kosa anefa🥰

Mankasitraka antsika o!
N'y salon no tapitra fa Soa DIO Mbola mandray commande foana an😉

Mbola ato isika mandrapahatongan'ny rapitso a🥰
20/06/2026

Mbola ato isika mandrapahatongan'ny rapitso a🥰

Efa ato anay an! Stand 57 isika dia tongava aby o
19/06/2026

Efa ato anay an!
Stand 57 isika dia tongava aby o

🔊🔊🔊Eh ooo🔊🔊🔊👉👉Handray anjara @ salon régional de tourisme et de l'artisanat eto Fianarantsoa koa ny   an!Hitantsika eo @...
17/06/2026

🔊🔊🔊Eh ooo🔊🔊🔊
👉👉Handray anjara @ salon régional de tourisme et de l'artisanat eto Fianarantsoa koa ny an!

Hitantsika eo @ stand 57 ( ao anatin'ny stand misy an'i Madagascar Entreprise Développement) izahay 😉

Tongava maro mitsidika ny stand o☺️☺️☺️

15/06/2026

Tsy maintsy any e!
Tsy maintsy tongako io e! 😉

🔊Vaovao mahafaly ity🔊👉Efa misy an'ireto toerana roa ireto afaka anjifatsika ny Soa Dio an 😉 👇Magasin ao Tanambao ambony ...
02/06/2026

🔊Vaovao mahafaly ity🔊

👉Efa misy an'ireto toerana roa ireto afaka anjifatsika ny Soa Dio an 😉
👇Magasin ao Tanambao ambony Antsinana (hitantsika amin'ny sary io)
👇 Tsena Haona eo @ croisement Ankofafa

Aza misalasala manjifa fa efa miezaka manantona antsika mihitsy i SoaDio izao an☺️😏

Address

Ankofafa
Fianarantsoa

Telephone

+261344728325

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa dio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share