Marea Fianarantsoa

Marea Fianarantsoa Vente en ligne à Fianarantsoa ❤️

Amin'ny vidiny tena mirary hatrany ! Point de récupération aty Ampahidrano, tsy mbola misy boutique.

Livraison possible arakaraka ny toerana ny frais de livraison 😊

Ndao isika hihaona indray no sady hanao jeu hahazoana cadeau mamy be 🎁Vakio hatramin'ny farany fa hazavaina ato ny condi...
03/12/2025

Ndao isika hihaona indray no sady hanao jeu hahazoana cadeau mamy be 🎁
Vakio hatramin'ny farany fa hazavaina ato ny conditions de jeu antsika 😉

Mandray anjara amin'ny Foire de Noël AKAO an-tsena ny ekipa Marea Fianarantsoa manomboka rahampitso 4 décembre hatramin'ny sabotsy 6 décembre.
📍 Toerana : AKAO - Ampasambazaha akaikin'ny arrêt bus Tsakou

Fotoana fanararaotana io ho an'izay te hijery ny articles mivantana sy te hanohatra an'ireo modèles solomaso vaovao beee 🤩🤩🤩

Manao ahoana amin'izay ary ilay jeu ?
Izay mpanjifa rehetra mividy article manomboka amin'ny 25.000 ar dia afaka mandray anjara avokoa. Raisinay ny anaranareo rehetra ary ny Alahady hoavy izao dia atao fisarihana ka izay tsara vintana dia mahazo an'ilay cadeau mamikely personnalisé avy aty aminay ♥️♥️

Tongava daholo fa fotoanan'ny tsenampety zao an ✨

Efa ato izahay miandry anareo an! 🥰Salon Régional De l'Industrialisation Haute Matsiatra ety amin'ny stand 50 ♥️Mandalov...
25/09/2025

Efa ato izahay miandry anareo an! 🥰
Salon Régional De l'Industrialisation Haute Matsiatra ety amin'ny stand 50 ♥️
Mandalova na haka sary fotsiny ary, efa hainareo eeeee! 💕

LALAO azahoana CADEAU mamy kely ❤️ eny @ 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗘𝗫𝗣𝗢 eny Carrefour taloha O'Matsiatra Antarandolo amin'ny 𝟮𝟱-𝟮𝟲-𝟮𝟳 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺...
24/09/2025

LALAO azahoana CADEAU mamy kely ❤️ eny @ 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗘𝗫𝗣𝗢 eny Carrefour taloha O'Matsiatra Antarandolo amin'ny 𝟮𝟱-𝟮𝟲-𝟮𝟳 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲

FOMBA FANDRAISANA ANJARA :
👉 Makany @ Stand N°50 ary maka sary miaraka amin'ny cadre photobooth eny
👉 Publiénao amin'ny comptenao ilay sary avy eo
👉 Identifiénao ny pejy na ny compte Marea Fianarantsoa ary asianao
👉 Atao mode public ilay publication ary alefanao MP aminay ny lien amin'izay sûr hoe hitanay avokoa

Afaka mandray anjara daholo ny rehetra, miteny @ commercial eny @ stand fotsiny hoe haka sary eo @ cadre photobooth

𝗧𝗜𝗥𝗔𝗚𝗘 𝗔𝗨 𝗦𝗢𝗥𝗧 ilay izy ka izay tsara vintana no mahazo : 𝗕𝗼î𝘁𝗲 𝗱'𝗔𝗹𝗯𝘂𝗺 𝗣𝗵𝗼𝘁𝗼 𝗘𝘅𝗽𝗹𝗼𝘀𝗶𝗳 𝗣𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗮𝗹𝗶𝘀é 🥰

PS: Natao an'io finalement ilay loka mba tsy hiandrasanareo ela be vao voaray ilay izy(2 à 3j jour ouvrable no vita ny personnalisation)

📣 ALERTE VENTE EXPONy 25, 26 ary 27 Septambra hoavy izao dia ho hitanao eny @ Salon Régional De l'Industrialisation Haut...
20/09/2025

📣 ALERTE VENTE EXPO

Ny 25, 26 ary 27 Septambra hoavy izao dia ho hitanao eny @ Salon Régional De l'Industrialisation Haute Matsiatra STAND 50 izahay

Ahitanao ny entana rehetra amin'ny vidiny tena mirary ! Bijoux, déco, akanjo stylé, bague decaps hoan'izay haka maro, ny solomaso sns... 🛍️

Izay 20 voalohany manjifa entana +10.000 Ar dia mahazo CADEAU mamikely avy aty aminay

Hisy ihany koa ny LALAO azahoana BON D'IMPORTATION Chine - Mada ho an'izay tonga eny an-toerana ka mandray anjara ! Ho lazainay eo ihany ny mikasika izany fa araho tsy tapaka ny pejy sy ny compte Marea Fianarantsoa

Tongava maro e ! 🥰

Illuminer votre look avec une petite touche d'éclat doré ✨♥️Collier épais en acier inoxydable Disponible de suite Fianar...
06/09/2025

Illuminer votre look avec une petite touche d'éclat doré ✨♥️

Collier épais en acier inoxydable
Disponible de suite Fianarantsoa
Livraison possible partout Madagascar

Mankasitraka foana e 🇲🇬🥰Ireto avy ary ny nahamarina ilay lalao PRONOSTIC antsika : JaonambroiseRivo Mandresy Marihina fa...
30/08/2025

Mankasitraka foana e 🇲🇬🥰

Ireto avy ary ny nahamarina ilay lalao PRONOSTIC antsika :
Jaonambroise
Rivo Mandresy

Marihina fa ny commentaire modifié sy izay nandritran'ny match dia tsy manankery 😊 Mirary soa antsika rehetra. Araho hatrany ny pejy

PRONOSTIC BAREA 😍⚽Ity ary ny jeu antsika voalohany indray eto amin'ny pejySorato ao amin'ny commentaire ny pronostic dia...
30/08/2025

PRONOSTIC BAREA 😍⚽
Ity ary ny jeu antsika voalohany indray eto amin'ny pejy
Sorato ao amin'ny commentaire ny pronostic dia partager-o en mode public ity publication ity 😉
Olona 4 mahamarina no mahazo raviny iray avy

Nisy nisignale ilay   dia désactivén'ny Facebook. Raha misy commande dia manasa anareo handefa MP amin'ny pejy Marea. 🙏 ...
28/08/2025

Nisy nisignale ilay dia désactivén'ny Facebook. Raha misy commande dia manasa anareo handefa MP amin'ny pejy Marea. 🙏 Mankasitraka indrindra

Hizara zavatra tsara ho fantatra amintsika indray amin'izao andro mafana be izao :Ny 𝐫𝐚𝐲𝐨𝐧 𝐮𝐥𝐭𝐫𝐚𝐯𝐢𝐨𝐥𝐞𝐭 na 𝐔𝐕/𝐔𝐕𝟒𝟎𝟎 dia s...
22/08/2025

Hizara zavatra tsara ho fantatra amintsika indray amin'izao andro mafana be izao :

Ny 𝐫𝐚𝐲𝐨𝐧 𝐮𝐥𝐭𝐫𝐚𝐯𝐢𝐨𝐥𝐞𝐭 na 𝐔𝐕/𝐔𝐕𝟒𝟎𝟎 dia singa iray tsy hita maso ao amin'ny masoandro izay mety hitarika :

👉 Havizanan'ny maso
👉 Katarakta
👉 Fahasimban'ny maso
👉Fahanteran'ny hodi-maso aloha loatra
👉Fahaverezan'ny fahitana

Noho izany manaova ihany 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐬𝐨𝐥𝐞𝐢𝐥 rehefa midanika ny masoandro eny na dia tsy isan'andro aza. Tsy geste fotsiny akory izy ireny fa natao mba hiarovana ny maso amin'ireo vokadratsy rehetra voatanisa ireo. Tsy ny solomaso rehetra ihany koa anefa no misy 𝐚𝐧𝐭𝐢-𝐔𝐕𝟒𝟎𝟎.

Ciao ciaoo 👋 - Marea Fianarantsoa Marea.

Collier semi rigide Hoan'izay mila collier mihaja be, hamonjy fety, hanao soutenance, anniversaire, mariage sns. Tena ho...
19/08/2025

Collier semi rigide

Hoan'izay mila collier mihaja be, hamonjy fety, hanao soutenance, anniversaire, mariage sns. Tena hoe luxe be ity 🔥

En acier inoxydable ✨

Disponible de suite Fianarantsoa mandefa any amin'ny faritra rehetra
Amin'ny vidiny tena mirary

Boucle d'oreille en acier inoxydable ✨ Araraoty fa GRAND DESTOCKAGE isika izao amin'ny vidiny mora be (vente à perte) 💥D...
11/08/2025

Boucle d'oreille en acier inoxydable ✨
Araraoty fa GRAND DESTOCKAGE isika izao amin'ny vidiny mora be (vente à perte) 💥

Disponible de suite Fianarantsoa, mandefa any amin'ny province rehetra izahay 😊

Afaka mandefa mp amin'ny pejy Marea. na amin'ny compte Marea Fianarantsoa

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Marea Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share