31/01/2026
🛍️ ByRosa – Disponible ao amin’ny 𝐴𝑟𝑒'𝑁𝑎𝑖𝑙𝑠💅
Ny articles ByRosa rehetra dia azo jerena mivantana ao amin’ny Are’Nails – Anjoma Center, Box 4 ✨
👗 robes & ensembles
👖 wide leg
👜 sacs
🕶️ lunettes
…ary maro hafa koa 💜
Sady manao hoho sy mikarakara volo sy vatana ianao 💅✨no afaka mijery sy manjifa ny entana ByRosa 😍
📍 Are’Nails – Anjoma Center, Box 4
🕘 Misokatra Lundi – Samedi, manomboka amin’ny 9h