Li'anja Vente

Li'anja Vente 🌹Li’Anja Vente
📍 fianarantsoa
📞0341802456
📩 Commandes en MP

Fa nareo oa tena tia Namana be eh 😍❤️Na dia NIsy olana Kely Ary t@ Ilay bouquet dia misaotra Ilay olona comprendre 🙏Afak...
26/07/2026

Fa nareo oa tena tia Namana be eh 😍❤️

Na dia NIsy olana Kely Ary t@ Ilay bouquet dia misaotra Ilay olona comprendre 🙏

Afaka Tonga dia miantso rehefa anao commande ah
📞0341802456


Jereo nareo ito cadeau de mariage ito 💐N'y tena namana dia mahatsiaro anao fona na dia lavitra Ary izy reo 🥺♥️Mirary tok...
26/07/2026

Jereo nareo ito cadeau de mariage ito 💐

N'y tena namana dia mahatsiaro anao fona na dia lavitra Ary izy reo 🥺♥️

Mirary tokantrano sambatra ho an'ilay mpivady vao eh 👏👏

de fleur
🥰

Akory aby 😂😂Na resy ary argentine 🇦🇷 tsika mandray commande bouquet de fleurs fona ah 😂😂 Bouquet de fleurs 💐MONEY cake 🍰...
20/07/2026

Akory aby 😂😂
Na resy ary argentine 🇦🇷 tsika mandray commande bouquet de fleurs fona ah 😂😂
Bouquet de fleurs 💐
MONEY cake 🍰🤑
Sy izay Zavatta rehetra afaka atao cadeau dia afaka mandray fona aho 😍

Nareo manao sortie promotion io 🎓🎓 Mandray commande bouquet de fleurs aho ah 💐❤️Afaka Tonga dia miantso ah 0341802456
17/07/2026

Nareo manao sortie promotion io 🎓🎓
Mandray commande bouquet de fleurs aho ah 💐❤️
Afaka Tonga dia miantso ah
0341802456

Anniversaire an'ilay malalany Ony androany 😍 de nanolotra fanomezana sy porofom-pitiavana be I ramose 🤣Joyeux anniversai...
14/07/2026

Anniversaire an'ilay malalany Ony androany 😍 de nanolotra fanomezana sy porofom-pitiavana be I ramose 🤣

Joyeux anniversaire kia 🎉


💍✨ L'élégance au naturel pour votre grand jour ✨💍Parce que chaque histoire d'amour mérite un bouquet d'exception... 🤍🌿Dé...
12/07/2026

💍✨ L'élégance au naturel pour votre grand jour ✨💍
Parce que chaque histoire d'amour mérite un bouquet d'exception... 🤍🌿
Découvrez nos magnifiques bouquets de fleurs naturelles, réalisés avec passion pour sublimer vos mariages, fiançailles et tous vos plus beaux moments.
🌸 Fleurs fraîches et soigneusement sélectionnées
🤍 Création élégante et personnalisée
💐 Disponible dans le style et les couleurs de votre choix
📩 Passez votre commande dès aujourd'hui en message privé.

Réservez votre bouquet et laissez les fleurs raconter votre histoire d'amour. 💖✨


Mirary soa be dia be ho antsika ♥️Tsara tsara oa Tonga de miantso rehefa anao commande bouquet nareo ah ❤️Bisou be daoly...
12/07/2026

Mirary soa be dia be ho antsika ♥️
Tsara tsara oa Tonga de miantso rehefa anao commande bouquet nareo ah ❤️

Bisou be daoly ♥️♥️

Eeeooooo 🤣🤣Mandray commande fona aho ah ♥️Aleo Tonga dia miantso fa ndraindray raikitra de tsy afaka miconnecte mihitsy ...
09/07/2026

Eeeooooo 🤣🤣
Mandray commande fona aho ah ♥️
Aleo Tonga dia miantso fa ndraindray raikitra de tsy afaka miconnecte mihitsy 😅
0341802456 io antsoina io 🙏


Alefaso commande bouquet lisany ze anao mariage sns fa afaka mandray zany Zay ah 💗Io Zao model tena tsar a sady mihaja b...
04/07/2026

Alefaso commande bouquet lisany ze anao mariage sns fa afaka mandray zany Zay ah 💗
Io Zao model tena tsar a sady mihaja be mihitsy anie eh ❤️🥺

27/06/2026

FILAZANA , tsy afaka mandray bouquet aho @ Zao fa @ talata ndray vo afaka mandray commande


Address

Rn7
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Li'anja Vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share