Ny Tiko

Ny Tiko Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Tiko, Shopping & retail, Fianarantsoa.

ETO FIANARANTSOA Perruque mastermix 1er choix Amin'ilay qualité tena tsara Effet tena naturel, malefaka, tsy mangirana A...
02/09/2026

ETO FIANARANTSOA
Perruque mastermix 1er choix
Amin'ilay qualité tena tsara
Effet tena naturel, malefaka, tsy mangirana
Afaka sasana, sy atao fer ary brushing
Azo jerena eto Antsororokavo
034.24.668.78

ETO FIANARANTSOA Vaovao bé indray reto fahamanjana ireto an😍Perruque mastermix 1er choix Effet très naturel, mitovy amin...
02/09/2026

ETO FIANARANTSOA
Vaovao bé indray reto fahamanjana ireto an😍
Perruque mastermix 1er choix
Effet très naturel, mitovy amin'ny tena volo.
Malefaka, tsy mangirana, matevina tsara
Afaka sasana sy atao fer ary brushing
Azo jerena mivantana eto Antsororokavo
034.24.668.78

ARRIVAGE ôoooooo 😍Eto Fianarantsoa 👍Volumateur capillaire, ho an'ireo izay manify volo eo ambony 👍Queue de cheval master...
14/08/2026

ARRIVAGE ôoooooo 😍
Eto Fianarantsoa
👍Volumateur capillaire, ho an'ireo izay manify volo eo ambony
👍Queue de cheval mastermix, matevina, afaka sasana sy atao fer
👍Frange na sanga, amin'ilay qualité tena waoooh
Izay efa nividy dia mahafantatra tsara ny hatsarany entana.
Afaka jerena mivantana eto Antsororokavo

ETO FIANARANTSOA Tonga indray ilay fahamanjana ô😍Bandeau perruque mastermix sy hybridePerruque mastermix malefaka tsara ...
14/08/2026

ETO FIANARANTSOA
Tonga indray ilay fahamanjana ô😍
Bandeau perruque mastermix sy hybride
Perruque mastermix malefaka tsara
Amin'ilay qualité tena tsara ireo.
Afaka sasana, mahazaka hafanana 200°
Bonnet perruque
Amin'ny vidiny mirary hatrany.
Afaka jerena mivantana eto Antsororokavo.
Mandefa any amin'ny faritra

ARRIVAGE indray ôoooo😍Eto Fianarantsoa, tsy mila manafatra alavitra intsony isika, afaka jerena mivantana eto Antsororok...
05/08/2026

ARRIVAGE indray ôoooo😍
Eto Fianarantsoa, tsy mila manafatra alavitra intsony isika, afaka jerena mivantana eto Antsororokavo ireo.
Amin'ny vidiny mirary hatrany

ETO FIANARANTSOA Mbola ao anatin'ny ririnina mangatsiaka isika.Hevitra iray mety, mampitovy nareo mianaka amin'ireto Bon...
14/07/2026

ETO FIANARANTSOA
Mbola ao anatin'ny ririnina mangatsiaka isika.
Hevitra iray mety, mampitovy nareo mianaka amin'ireto Bonnet turban ireto.
Modèle maro isan-karazany
Azo jerena mivantana eto Antsororokavo

ARRIVAGE ôoooooo Eto Fianarantsoa anTsy mila manafatra alavitra intsony aky aAmin'ilay qualité tsara sy matevina ary mah...
11/07/2026

ARRIVAGE ôoooooo
Eto Fianarantsoa an
Tsy mila manafatra alavitra intsony aky a
Amin'ilay qualité tsara sy matevina ary maharitra daholo reo.
Postiche milliardaire ❤️
Postiche spirale ❤️
Mèche, crochet ❤️
Tissage❤️
Tongava mijery mivantana eto Antsororokavo
034.24.668.78

ARRIVAGE ôoooooo Eto Fianarantsoa, perruque mastermix 1er choix, tena ilay qualité tsara bé.Mitovy amin'ny vrai cheveux ...
11/07/2026

ARRIVAGE ôoooooo
Eto Fianarantsoa, perruque mastermix 1er choix, tena ilay qualité tsara bé.
Mitovy amin'ny vrai cheveux
Afaka sasana, malefaka tsara
Afaka jerena mivantana eto Antsororokavo
Manao essaie sy afa- po tsara vao mandoa vola
034.24.668.78

❤️ETO FIANARANTSOA ❤️👍 Queue de cheval, qualité premium 👍Matevina tsara👍 Afaka sasana,atao fer, brushing 👍Halavany 60cm👍...
10/06/2026

❤️ETO FIANARANTSOA ❤️
👍 Queue de cheval, qualité premium
👍Matevina tsara
👍 Afaka sasana,atao fer, brushing
👍Halavany 60cm
👍Azo jerena mivantana eto Antsororokavo
👍 Prix 45.000Ar

💞  ETO FIANARANTSOA 💞Bandeau mahafatifaty kelyQueue de cheval zazavavy kely isankarazanyMandalo ihany reto, tsy misy fir...
09/06/2026

💞 ETO FIANARANTSOA 💞
Bandeau mahafatifaty kely
Queue de cheval zazavavy kely isankarazany
Mandalo ihany reto, tsy misy firy
Efa mipetraka amin'ny sary ny prix
Azo jerena eto Antsororokavo
Mandefa any amin'ny faritra

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261342466878

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Tiko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share