30/12/2025
Efa madodo baravarana anao ny taona vaovao. Hisokatra aminao anie ny fanambinana sy ny fahasoavana amin'ny taonao vaovao io , ary ho tahin'ny ZANAHARY amin'izay rehetra kasaina atao ianao sy ny fianakavianao. Raha mino ianao fa ho tanteraka aminao izany tso drano nomen'i Namana Gilberto izany dia zarao amin'ny groupe hafa.
đHisy fahagagana ho raisinao tsy ho ela , satria tafiditra @ herinandro fanomezana tso drano isika izao.
.
Namana Gilberto offisialy