24/12/2025
🥰Valinle jeu ary o🥰
Loka 1: 25000Ar na misafidy kilalao ray @ reto: hélicoptère drône, voiture robot transformer, oiseaux parlants🥰
Loka 2: Vola 5000ar🥰 (afaka atao crédit na atao dépôt)
Midira mp ary ianareo nahaAnja Harilalalalalalailalailala ( nanao partage be iAndriniaina Saraharaharah Sarah Sarah ( be réactions indrindra ny commentaires)🥰🙏
Nisy olona tena nazoto nanao partage be koa ao na dia izay voalohany ihany aza ny loka nampanatenaina de omentsika fankasitrahana manokana coup de coeur Nomenjanahary Franciarancia fa nazoto nanao partage be koa izy ka omentsika mitovy @ loka 2🥰
Mankasitraka ny nandray anjara rehetra dia araho hatrany page fa Hisy lalao sy fizarana crédit halefatsika🥰😘
Mankasitraka 🙏❤️