Volan-Tantely

Volan-Tantely Tantely 100% Natoraly

Ny DIABETA sy ny TANTELY ???1-Mahavoan'ny DIABETA ve ny fihinanana tantely foana ? 2-Afaka mihinana tantely ve ny olona ...
28/05/2024

Ny DIABETA sy ny TANTELY ???

1-Mahavoan'ny DIABETA ve ny fihinanana tantely foana ?

2-Afaka mihinana tantely ve ny olona diabetika ?

3-Inona ny FIANTRAIKANY ara-pahasalamana raha mihinana tantely ny olona diabetika ?

4-Atao ahoana ny fihinanana tantely raha Diabetika ?

21/03/2024

Mitohy hatrany Tsenan'ny Noely a😍😊🤗😋Anasana antsika rehetra tsy ankanavaka........🤔bola tsy tara ianao raha izao no hits...
21/12/2023

Mitohy hatrany Tsenan'ny Noely a😍😊🤗😋

Anasana antsika rehetra tsy ankanavaka........
🤔bola tsy tara ianao raha izao no hitsidika ny stande n:14
🔎Toerana: lapana'ny tanàna Anjomà Fianarantsoa

😁 Natao Mirary de mirary hatrany 😁

-Tantely

mamiiiiiiiiii 😋😋📌100% pure 💚 ara-pahasalamàna(anaty boîte kely mafatifaty 350g )                           À seulement :...
25/07/2023

mamiiiiiiiiii 😋😋

📌100% pure
💚 ara-pahasalamàna

(anaty boîte kely mafatifaty 350g )

À seulement : 6500ar

🐝🌱Tantely tsara kalitao🌱Tsara tsiro🌱Tsara endrika 🤔 Mendrika raha hatao fanomezana (cadeaux)🤔 Manendrika , sy manamarika...
28/02/2023

🐝🌱Tantely tsara kalitao
🌱Tsara tsiro
🌱Tsara endrika

🤔 Mendrika raha hatao fanomezana (cadeaux)
🤔 Manendrika , sy manamarika fotoana miavaka

📌 Alefaso ary ny commande-nao
Afaka mandefa @ faritra rehetra izahay.

📞 034 97 746 18

Aza miala @ marika Volan-Tantely .

Fianarantsoa...Mitenoa aby ara moa...!!!
11/11/2022

Fianarantsoa...Mitenoa aby ara moa...!!!

🌿Hoanao ilay mila tantely tsara sady mahafa-po.Indro ary tantely @ endriny mafinaritra sady mahate hihinana avy hatrany😊...
10/11/2022

🌿Hoanao ilay mila tantely tsara sady mahafa-po.

Indro ary tantely @ endriny mafinaritra sady mahate hihinana avy hatrany😊

Mandray commande
Mandefa @ faritra
Manao livraison
📞 0346019022( fianarantsoa)
📞 034 7508393(Antananarivo)
📞 0340878641(Toamasina)

Address

Lot 007SS/3608 Sahalava
Fianarantsoa
301

Telephone

+261346019022

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Volan-Tantely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share