ILOO Conseiller en santé et bien-être

03/03/2026
Tsisy ambara💔💔💔Fa mba alefa ETO fotsiny ampitiavana be🥰🥰🥰🥰Sao MBA hanampy hafaaaefa mañana compte afa izy anyyy💓💓💓🫶🫶🫶
03/03/2026

Tsisy ambara💔💔💔
Fa mba alefa ETO fotsiny ampitiavana be🥰🥰🥰🥰
Sao MBA hanampy hafaaa
efa mañana compte afa izy anyyy💓💓💓🫶🫶🫶

  manalefaka volo mampaniry tsy maha gras mety na hirandrana na hanao Volo Natoraly misy amn habeany zay tinao?!👉100ml👉3...
17/02/2026

manalefaka volo mampaniry tsy maha gras mety na hirandrana na hanao Volo Natoraly
misy amn habeany zay tinao?!
👉100ml
👉300ml
👉500ml
mp si vous intereressez
disponible Fianarantsoa
0388214960

07/02/2026

Sao mba misy mañana Pose Brushing occasion any ooohhh
asina sary sy prix🥰
Fianarantsoa
mp ou 0388214960

😍🥰🥰🥰🥰
07/02/2026

😍🥰🥰🥰🥰

Sondage kely🥰🥰🥰 idée cadeaux mamyyy
06/02/2026

Sondage kely🥰🥰🥰

idée cadeaux mamyyy

😘😘😘
25/11/2025

😘😘😘

🛑Ireo zavatra mahazo ny reny aorian'ny fiterahana 🛑

Rehefa lasa reny ianao na ny olona iray dia miova toerana na eo amin'ny mpivady na eo amin'ny fiainana na eo amin'ny fianakaviana.

Rehefa avy niteraka ny vehivavy iray dia eo no manomboka ny fiovana ara-tsaina satria lasa tompon'andraikitra amin'ny zava-boary kely iray izay mitaky fikarakarana tsy tapaka

Eo ihany koa no mety hanomboka ny fiovana ara-batana (mety ahazo lanja,miongotra ny volo,sns,...)

Ireo fiovana ireo,no mahatonga ny reny ho :

1⃣Azon'ny Alahelo izay mitarika ny baby blues

2⃣Mety ho mora tezitra na mitebiteby

3⃣Mety ho sahirana amin'ny fifantohana na manana olana amin'ny torimaso( be loatra na kely loatra)

4⃣Ny post-partum ity farany ity izay mety hitarika any amin'ny fahaketrana (dépression)

Manampy trotraka ireo rehetra ireo ry totoa zakline izay miseho manana diplaoma +5 tamin'ny fitaizana ka avy dia miteniteny ireo reny avy niteraka,Tsy mahazo mihetsiketsika fa voan'ny sovoka eo,tsy atao an'izao ilay zaza fa.... , tsy izao be dia be , sy tsy azo be dia be. Tsy misy fankaherezana ilay olona avy niteraka na kely aza.

Tsy mora ilay miteraka na dia efa voajanahary aza.

Ny Toro-hevitra hoantsika vady,reny,rafozana,toto zakline
Dia
✅Mila tohanana ireo reny
✅Aza avela mahatsapa fa irery izy
✅Ataovy tsapany fa mendrika ny ho reny izy (vitan 'io :fitaizana sy fikarakarana)
✅Toroy izay zavatra tokony ho fantany izy

➡Izany rehetra izany dia ataontsika am-pitiavana ho azy

Tsy mora izany hoe reny.

Mirary soa ho antsika reny, te ho reny.Mahery isika💝

INDRANA

 🥰 🥰
20/10/2025

🥰
🥰

08/10/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Judith Andrian

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ILOO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share