18/06/2022
Efa nahazo arendrina daholo ve ny ankizy?
Manakaiky ny 26 Juin ka hanao fisarihana izahay, dia hahazo loka avy ato amin'ny Ya' Tout Fort-Dauphin ny telo voalohany.
Tsotra sady maimaimpoana ny fandraisana anjara:
1) Aimer la page "Ya' Tout Fort-Dauphin" et réagir à cette publication
2) Écrire "26 Juin" en commentaire et identifier 2 amis.
Ny fisarihana dia ho atao amin'ny 25 Jona @ 12 Ora atoandro.