Germain le mec

Germain le mec Sady miasa no mivavaka de midera NY Tompo

13/11/2025
farady me manque letsy😭😭😭😭😭🇲🇬👊💪
13/11/2025

farady me manque letsy
😭😭😭😭😭🇲🇬👊💪

FOMBA TSOTRA ATAO RAHA TE HANADINO OLONA IRAY Marina ve fa azo atao izany? Ny tena marina ny olona  ve moa ho adino fa i...
24/04/2025

FOMBA TSOTRA ATAO RAHA TE HANADINO OLONA IRAY

Marina ve fa azo atao izany? Ny tena marina ny olona ve moa ho adino fa ilay souvenirs sy tsy fifankafoizana fahiny no mety hanahirana. Sa ve? Izay mihitsy hoy ianao!
Ndao àry, ary ety am-piandohana dia manasa anao sahady hamaky ny ranty atramin'ny farany.

Ny fitiavana no resaka eto aloha. Tonga dia omeko anao avy hatrany ny tokony ho atao.
Fadio manomboka androany ny manonononona ny anaran'ilay olona tiana hadinoana. Rehefa miresaka amin'ny olona iny dia sao hanana tentation hoe :"ka i.... anie lesy/aki... ". Fadio hoy aho. Matoa io mbola haverimberinao dia manjary miteraka Programmation vaovao indray.

Lasa misy Système hafa activé indray ao amin'ny saina ao ka lasa miteraka PARADIGME(fomba fijerinao ny fiainana). Indrindra izy rehefa tononina am-bava dia mora kely amin'ny subcoscient no mandray azy. Ary indrindra moa asiana ilay teny tsy raisin 'ny atidoha hoe (tsia /aza). Ohatra : "tsy tiako intsony izy!" Jereo fa ny saina rehefa raràna dia mbola manao ihany. Tsy tinao izy koa inona no mbola anononana ny anarany ihany e! Azonao ve?

Ity indray dia fikarakaranao ny tenanao. Mila manao madio, diovy ny trano.
Manaova fitsangatsanganana any ambanivohitra ohatra miaraka amin'ny namana tena namana fa tsy namana mampiferonaina.
Manaova sport faran 'izay mafy be mihitsy fa mihena ny tahotra sy ny tebiteby. Lasa olona calme.

Aza adino ny mitsikitsiky fa tena ilaina io. Mivanitika mihitsy aza mba hampitombo ny hormone du bonheur.
Rehefa alohan'ny hatory dia eritrereto daholo izay nofinofinao rehetra.
Tinao ve ianao? Karakarao izy!
Manaiky fiovana amin'ny fiainanao ve ianao?

✍️ Ny any ivelany te hiditra, ny ao anatiny te hivoaka. Azonao ve?
Aleo ilay lazaina tara nefa mety ny atao sady sambatra toy izay ilay miridana be tsy misy direction.
Mino ve ianao fa ho sambatra sy hahazo izay ilainao? Mino aho hoy ianao! Ndao àry fa efa kely sisa. Kely sisa!
Sahy ve ianao hiroso? Aventure be anie ny Fianaina e!

N

24/04/2025

"Raha mino ianao fa ho vitanao, dia efa ho vitanao ny antsasaky ny làlana."

Tsy misy olona mandresy amin’ny ady tsy inoany.
Ny herinao voalohany dia ny finoanao.

Rehefa mino ianao, dia manomboka mihetsika.

Rehefa mihetsika, dia misy vokatra.

Ary rehefa misy vokatra, dia miova ny fiainana.

Aza miandry fepetra tonga lafatra.
Mino. Mihetsika. Mahavita.

Ny hoavinao dia manomboka amin’ny fanapahan-kevitrao androany.

Raha tena mino ianao, asehoy amin’ny teny.
Soraty eto ambany hoe: “Mino aho.”

Fa indraindray, teny fohy iray no ampy hanombohan’ny fiovana eo aminao.

Aza Miala lavitra ny page anInvitéo ny namana am 15h🕠 rend vous aza tara partage au maxRèglement de jeu liké 👍la pagePar...
28/11/2024

Aza Miala lavitra ny page an
Invitéo ny namana am 15h🕠 rend vous aza tara partage au max
Règlement de jeu liké 👍la page
Partager la publication 👊

Iifalio izay misy eo
17/11/2024

Iifalio izay misy eo

07/02/2022

Ny fahatanorana mandalo iany mba metesa ho matotra fa fotonany zao 👉

Address

Tanambao
Fort-Dauphin

Telephone

+261343308313

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Germain le mec posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Germain le mec:

Share