19/12/2025
Aza adino fa misy Andriamanitra Ilay nampisy anao teto an-tany,tsy kisendrasendra ianao ary tena manana hevitra hiheverana anao Izy,afaka tahiany mandrakizay ianao,afaka manokatra lalana vaovao ho anao Izy na dia eo tsy misy azo aleha ary, IZY ILAY MAHAGAGA ,TSY MISY TSY HAINY ATAO.MATOKIA AZY