16/04/2026
๐Fanontaniana miverina foana ilay hoe inona marina no tena mampiavaka ny Starlink amin'ireo fournisseur d'accรจs Internet mahazatra.
1- Illimitรฉ ny donnรฉe azo ampiasaina aminy. Izany hoe, na firy Go na firy laninao anatin'ny iray volana dia mety foana.Ity ahy ity izao manodidina ny 1600Go/mois eo no lany.
2-Haut dรฉbit: Ambony ny dรฉbit de tรฉlรฉchargement sy ny Envoi. Izany hoe, raha maka zavatra dia vetivety dia azo, na mandefa zavatra dia toy izay ihany koa.Tsy miraikitra ihany koa.
3-Tsy misy engagement ny Starlink: Rehefa tsy hampiasa ianao dia afaka manao pause.
4- N'aiza N'aiza: Tsy misy resaka cable na oe rรฉseaux tsy mahazo fa dia mandeha foana Raha mbola eto Madagascar ianao ka mahatazana an'io lanitra io dia mety fona.
5-Mora ny abonnement isam-bolana: 136.000ar/mois ny abonnement mora indrindra.
Ny lafiratsiny?
Lafo ny vidiny amin'ny voalohany๐
Mety tsy ho ampy koa ny disque dure anao raha toa ka tia maka zavatra amin'ny internet ianao.๐
Izay angamba no fanazavana tsotsotra fa raha tena te hahazo ny antsipirihany dia mandefasa hafatra miafina (mp).
Mirary soa๐