Mel'O

Mel'O produits de beauté

🍯 Tantely 💯 azo antoka tsara 🍯 🐝Maro ny vokantsoa azo amin'ny Tantely🐝Manampy amin'ny fahasalaman'ny taovam-pisefoana,Ma...
27/04/2026

🍯 Tantely 💯 azo antoka tsara 🍯

🐝Maro ny vokantsoa azo amin'ny Tantely🐝
Manampy amin'ny fahasalaman'ny taovam-pisefoana,Manasitrana aretin-tenda👍
Manampy amin'ny hery fiarovana😊
Mety manasitrana aretina koa 😇
Manampy ho an'Olona tsy mahazaka siramamy

🐝HO ANAO IZAY MITADY ILAY TENA TSARA

👉Ato aminay dia 20.000ar ny litre👈

Manome Prix ho an'izay hivarotra ihany koa 🙏
0384341114
Amborovy Majunga☺️

Salama tompoko 😊Hijara mamy ho anareo ndray zah atoato🐝😋🐝Tantely na Fandrama🐝Avy a Manakara♥️ Tantely Litchi 🤤Malefaka t...
01/10/2025

Salama tompoko 😊
Hijara mamy ho anareo ndray zah atoato🐝😋

🐝Tantely na Fandrama🐝
Avy a Manakara♥️ Tantely Litchi 🤤

Malefaka tsara tsy mavesatra👍
Mety ho an'ny marary vavony😋
Pur 💯 azo atao teste 😉

Efa tsisy tsy mahay asany Tantely kosa e😁

Firy ilainao fa ateriko fona nata grève ty e🤚🤣

Prix: 1L 19.000ar😊
Manome prix raha maka maromaro🙏
0384341114

‼️Ody oo‼️😁      Salama daholo ndray tsika ato e🤚Amin'ny endriny vaovao indray ny vokatra ato😍 Crème coiffante À base de...
11/09/2025

‼️Ody oo‼️😁

Salama daholo ndray tsika ato e🤚
Amin'ny endriny vaovao indray ny vokatra ato😍 Crème coiffante À base de cire d'abeille 🐝
Izay efa maro mahafantatra azy atramin'izay😇

🐝Ilay mampitsiry tsara ny volotsika iny😍
🐝Ilay manalefaka sy mitsabo ny volotsika😇

Zakan'ny karazam-bolo rehetra👍satria ny fangaro 💯 naturel♥️
Raha te ho tsara volo sy hitsabo volo dia aza misalasala fa alefaso ny commande fa mandefa izahay n'aiza n'aiza misy anao☺️

Amin'ny vidiny:20.000ar 240ml
10.000ar 100ml
Manome prix de gros ho an'izay hivarotra koa
0384341114🙏

Je fête mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
04/05/2025

Je fête mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

Ny asa vita androany 🙏🥰Mankasitraka foana ireo manjifa♥️CRÈME COIFFANTE A BASE DE CIRE D'ABEILLE😍✅100% naturel✅😍
02/07/2024

Ny asa vita androany 🙏🥰
Mankasitraka foana ireo manjifa♥️

CRÈME COIFFANTE A BASE DE CIRE D'ABEILLE

😍✅100% naturel✅😍

Iza ndray ny mila ô 🙏 Izay rehetra nampiasa samy hafa-po avy koa😍❤️🐝CRÈME COIFFANTE 🐝🐝A base d cire d'abeille 🐝🐝Manalefa...
08/05/2024

Iza ndray ny mila ô 🙏 Izay rehetra nampiasa samy hafa-po avy koa😍❤️

🐝CRÈME COIFFANTE 🐝

🐝A base d cire d'abeille 🐝
🐝Manalefaka volo 🐝
🐝 Mampitsiry volo 🐝
🐝Mampijanona volo miongotra 🐝
🐝Mitsabo ny volo simban'ny produits 🐝

Vidiny 10.000ar 100ml

Produits 💯 naturel tsisy atahorana ❤️

Manome prix de gros ho anzay mbola hivarotra 😉🥰 Alefaso commande ein
Lieu: Majunga ❤️

Jereonareo anie e😍😍1mois izy nampiasa menaka-tsika 😱Tena waouh 😍❤️ Nahita vokatra tsara Nitsiry sola😁Mihamaro volo mitsi...
16/04/2024

Jereonareo anie e😍😍

1mois izy nampiasa menaka-tsika 😱
Tena waouh 😍❤️ Nahita vokatra tsara
Nitsiry sola😁Mihamaro volo mitsimoka
Lasa matevina volo😱🥰

Mankasitraka akia❤️🙏

Ho anareo izay mbola misalasala 😉
Aza manahy fa mahita vokatra tsara fona anareo mampiasa Crème coiffante nay✔️

Prix:10.000ar détails
Manome prix de gros 😇

Te ampiseho an'ireto retour mamy be reto amnareo zaho🥺❤️📣Tsara anie menaka ty e😍Tsisy fatiantoka aloha izay nampiasa atr...
02/04/2024

Te ampiseho an'ireto retour mamy be reto amnareo zaho🥺❤️

📣Tsara anie menaka ty e😍
Tsisy fatiantoka aloha izay nampiasa atreto🥰❤️Merci beaucoup anareo 🙏

🐝CRÈME COIFFANTE 🐝

🐝A base d cire d'abeille 🐝
🐝Manalefaka volo 🐝
🐝 Mampitsiry volo 🐝
🐝Mampijanona volo miongotra 🐝
🐝Mitsabo ny volo simban'ny produits 🐝

Vidiny 10.000ar 100ml

Produits 💯 naturel tsisy atahorana ❤️

Manome prix de gros ho anzay mbola hivarotra 😉🥰 Alefaso commande ein
Lieu: Majunga ❤️

Crème coiffante à base de cire d'abeille 🐝 Mampitsiry volo 🐝 🐝 Manalefaka volo🐝 🐝 Mampijanona volo miongotra 🐝 🐝Mitsabo ...
19/03/2024

Crème coiffante à base de cire d'abeille
🐝 Mampitsiry volo 🐝
🐝 Manalefaka volo🐝
🐝 Mampijanona volo miongotra 🐝
🐝Mitsabo ny volo simba🐝
Produits 💯 naturel+huile végétale 😱

Prix 9.000ar 100ml

Majunga izahay fa mandefa amin'ny faritra rehetra 🙏

Huile végétale dispo ato amnay😍Produits Ilo Vatosoa  💯 naturel  -Huile d'olive 🥰  -Huile d'avocat 😍  -Huile de ricin 😱  ...
16/03/2024

Huile végétale dispo ato amnay😍

Produits Ilo Vatosoa 💯 naturel
-Huile d'olive 🥰
-Huile d'avocat 😍
-Huile de ricin 😱
-Huile de jojoba 😇
-Huile de baobab ❤️
-Huile d'amande douce 🥰
Mety hikarakarana volo na tarehy na koa vatana 😱😍 Azo antoka tsara raha mbola menaka pur ✋🙏A froid jiaby reo
Dispo a Majunga 😍

Salama ô 😇Miverina indray ny menaka-tsika amn'ny endriny vaovao ho anareo mpanjifa😊🥰Ialana tsiny tamn'ny tsy fisiany ela...
19/11/2023

Salama ô 😇

Miverina indray ny menaka-tsika amn'ny endriny vaovao ho anareo mpanjifa😊🥰
Ialana tsiny tamn'ny tsy fisiany elaela izay

Ho anareo izay nitady rehetra ireny ary mba midira mp azafady 🙏
Ny endriny no vaovao fa ny vidiny tsy miova a😊😉 Samy 100ml ireo🙂


Address

Amborovy
Mahajanga
401

Telephone

+261384341114

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mel'O posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category