Déco NAKA

Déco NAKA Vente de déco d'anniversaire

📢Heyyy 🥹News😱 Gâteau Cup disponible pour demain🎂😍👉🏾 Vanille 6000Ar🤤👉🏾 Tout choco🍫 et Café 7000ArEfa atao mora💸 anie oa e...
03/10/2025

📢Heyyy 🥹News😱 Gâteau Cup disponible pour demain🎂😍
👉🏾 Vanille 6000Ar🤤
👉🏾 Tout choco🍫 et Café 7000Ar
Efa atao mora💸 anie oa e😱asio mamy aloha ty fiainana ty🥰
💃🏾Livraison gratuite (Tsaramandroso/mahabibo/mahavoky)

📩Mp avy hatrany ary na 0341907071
📍Si à récupérer Tsaramandroso Ambony en face St gab

🎁 🎁 👉Zay manao commande petit four+gâteau  volana  ity Heyy📢Elaela zay😍Tato fona zahay fa tsy oe nakaiza akory😍Mandray c...
15/09/2025

🎁 🎁 👉Zay manao commande petit four+gâteau volana ity
Heyy📢Elaela zay😍
Tato fona zahay fa tsy oe nakaiza akory😍
Mandray commande hatrany izahay
🎂 Gâteau 🍔Petit Four 🎈Manao installation déco iany koa izahay
✅ Petit four 🍔20pcs de chaque commande minimale.
👉Mampanofa ireo karazana arc anaovana déco iany koa
✅Vidiny oa efa ataotsika mirary fa tsy ary niakarra koa anie ee☺️
📩Mp na 📞0341907071
📍Tsaramandroso en face st gab (voir vidéo en commentaire)

Eeeh aza adinonareo kosa papa @ Alahady 15 Juin an🥹♥️   ✅ 🍤 Un assiette de beignets de crevettes avec crudités acheter 🤤...
13/06/2025

Eeeh aza adinonareo kosa papa @ Alahady 15 Juin an🥹♥️
✅ 🍤 Un assiette de beignets de crevettes avec crudités acheter 🤤 🎁 un THB pm 65ans offerte ou boisson pm 📍pour le prix de seulement
✅ Mbola mandray commande gâteau koa izahay🎂

📝 Commander dès maintenant🥰
📞0341907071 ou 📩mp
Tsaramandroso Ambony en face st gab(vpir vidéo en commentaire)

🥀🌹Hey...aza varina fa efa akaiky ilay date an🌹🥀✅ Mbola mandray commande izahay ho an'ny fetin'i mama😍 tolory mamy sy fit...
21/05/2025

🥀🌹Hey...aza varina fa efa akaiky ilay date an🌹🥀

✅ Mbola mandray commande izahay ho an'ny fetin'i mama😍 tolory mamy sy fitiavana be izy🎂
✅ Money cake surprise 💸🎂 ao ihany koa ny commande classique tsotra🥳 vidiny natao mirary hatrany

📩mp avy hatrany ary na 📞0341907071
Tsaramandroso Ambony en face St gab(voir vidéo en commentaire)

Hey♥️efa akaiky zao ny fety an🥰Eto izahay anamora ny fetinao +   (pour les mignardises🍔)✅ Mandray commande hatrany izaha...
15/04/2025

Hey♥️efa akaiky zao ny fety an🥰Eto izahay anamora ny fetinao + (pour les mignardises🍔)

✅ Mandray commande hatrany izahay à partir de 500Ar/pcs ny mignardises 😱 oui😱🍡🍤mbola ampinay @ ity herinandro ity ra manao commande ianao🥰
✅ Mandray commande gâteau koa izahay🎂
📞 0341907071 ou 📩mp
Tsaramandroso Ambony en face st gab(voir vidéo en commentaire)

Particulier?👌🏾 Entreprise ou bien vous voulez offrir quelque chose de simple/efficace ♥️ et très bien en rapport qualité...
21/02/2025

Particulier?👌🏾 Entreprise ou bien vous voulez offrir quelque chose de simple/efficace ♥️ et très bien en rapport qualité-prix ✅
🥂 Nous vous proposons ce box de mignardises à partir de 4500Ar la boite🍔🍕🤤 ouiii😱😱 à partir de 4500Ar ✅on peut aussi personnaliser la boîte.

🥂 Nous vous proposons aussi une large choix de liste de mignardises à mini prix😱 à partir de 500Ar kouny pcs raiky ein😱

🎂 La prise de commande de gâteau et divers🎉 continue

📞0341907071 📩mp ou 📍 Lieux Tsaramandroso ambony en face st gab(voir vidéo en commentaire)

Mbola tsy tara ra mbola tsy nanomana an😋👩‍❤️‍👨.Lettre gonflable I Love you rouge♥️ Dispo de suite.❌Prix mora 0341907071 ...
14/02/2025

Mbola tsy tara ra mbola tsy nanomana an😋👩‍❤️‍👨.
Lettre gonflable I Love you rouge♥️ Dispo de suite.

❌Prix mora 0341907071 récupérable Tsaramandroso Ambony en face st gab

Ho avy ny Saint Valentin🥰♥️Tolory mamy ny olon-tinao 🧁 Cupcakes in box🍫 2 choco 2 vanille 🤤 10.000Ar+ 1 carte de voeux h...
09/02/2025

Ho avy ny Saint Valentin🥰♥️
Tolory mamy ny olon-tinao 🧁 Cupcakes in box🍫 2 choco 2 vanille 🤤 10.000Ar
+ 1 carte de voeux hanoratanao izay vetsoventso ao amponao♥️

✅ Réserver vos box dès maintenant
📩mp ou 📞0341907071
Tsaramandroso ambony en face st gab(voir vidéo en commentaire)

05/02/2025

Chers fidèles clients♥️
Pour des raisons personnelles😊Nous ne prenons pas de commande le 05/02 au 10/02.
Merci de votre compréhension🙏🏽

🥳Izahay ato @ Equipe ny Déco NAKA Mahajanga dia Mirary taona vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra🥳🎉✅ Vonona izaha...
16/01/2025

🥳Izahay ato @ Equipe ny Déco NAKA Mahajanga dia Mirary taona vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra🥳🎉

✅ Vonona izahay mbola hanome fahafampo ho antsika jiaby amin'ity taona ity☝️
Ireo avy ary ny asa ataonay🙆👇

✅ Mivarotra acticles momban'ny déco izahay🎈🎂
✅ Manao installation déco à domicile izahay🎈
✅ Mandray commande gâteau🎂 sy ireo karazana tsaki2 mignardises 🍔🧀 ilaina @ fetinao🤤
✅ Manao traiteur koa izahay

🥰Koa aza misalasala ary manontany💸vidiny aloha mbola tsy misy niova e😱 Qualité ihany koa
📞0341907071 ou Mp📩
Tsaramandroso Ambony en face st gab(voir vidéo en commentaire)

Eto izahay rehetra ato amin' ny équipe ny Déco NAKA 🥰Dia mankasitraka antsika mpanjifa rehetra nahatoky anay nandritran'...
12/12/2024

Eto izahay rehetra ato amin' ny équipe ny Déco NAKA 🥰Dia mankasitraka antsika mpanjifa rehetra nahatoky anay nandritran'ity taona 2024 ity.

✅ Mandray commande hatrany izahay
✅ Ho anareo itady vola??mbola mandray commande bûche zahay à partir de 20mil ar efa mahazo.

🎂 Gâteaux/ Déco 🎈 / 🍕🍔 Mignardises ataonay daholo izay mahafapo anareo.

📞0341907071 📩MP
Tsaramandroso Ambony en face st gab(voir vidéo en commentaire)

Ho antsika vonona hiara hiasa aminay♥️Na koa hanao commande mitokana indro ary ny tolotra   Anay✅ 4  prsn 20.000Ar ( Afa...
25/11/2024

Ho antsika vonona hiara hiasa aminay♥️Na koa hanao commande mitokana indro ary ny tolotra Anay
✅ 4 prsn 20.000Ar ( Afaka mbola mizara 6)
✅ 6 prsn 30.000Ar
✅ 10 prsn 50.000Ar
Récupération 23 Déc / 24 Déc / 25 Déc
📩 Mp ou 📞0341907071
Tsaramandroso Ambony en Face St Gab ( Voir vidéo en commentaire)

Address

Boulevard Marcoz
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 09:30 - 18:00
Tuesday 09:30 - 18:00
Wednesday 09:30 - 18:00
Thursday 09:30 - 18:00
Friday 09:30 - 18:00
Saturday 09:30 - 18:00

Telephone

+261341907071

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Déco NAKA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Déco NAKA:

Share