Pejin'i Nomena

Pejin'i Nomena ❣️

Aza adino ny manao partage sao mahasoa ny hafa😊
12/03/2026

Aza adino ny manao partage sao mahasoa ny hafa😊

BETTERAVEFantatrareo ve fa ny "betterave" dia feno "fer" ka mapatanjaka ary miaro amin'ny faharerahana lava😊Ireto avy ar...
30/09/2025

BETTERAVE

Fantatrareo ve fa ny "betterave" dia feno "fer" ka mapatanjaka ary miaro amin'ny faharerahana lava😊

Ireto avy ary ny zavatra ilaina mba hisitrahana an'izany soa hoentiny izany:
👉Betterave 1
👉Carotte 1
👉Rano 1 verre
👉1 cas de levure de bière

Fomba fikarakaràna azy:
-Tetehina ilay betterave sy carotte ary totoina amin'ny mixeur mba halemy tsara miaraka amin'ilay rano sy levure de bière
-Ezahina atao malemy tsara mba tsy hisy vaingambaingany
-Rehefa vita izay dia sotroina avy hatrany
Mirary soa antsika mba ho samy salama daholo

Aza adino ny mizara amin'ny groupe hafa misy anao fa sao mba mahasoa an'ny hafa😊😊

17/07/2025
ARABAINA I Mëndrikã Niainã FA IZY NO TSARA VINTANA NAHAZO LOKA😍😍ARAHO HATRANY NY PEJY FA MARO NY LALAO HO ATAO ATO☺️☺️AZ...
30/12/2024

ARABAINA I Mëndrikã Niainã FA IZY NO TSARA VINTANA NAHAZO LOKA😍😍
ARAHO HATRANY NY PEJY FA MARO NY LALAO HO ATAO ATO☺️☺️AZA ADINO MANAO PARTAGE SY MI-ABONNÉ NY PEJITSIKA🥰🥰

21/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Miavotra If Rakotondramanitra, Sombiniaina Sitraky Ny Avo, Line Ravaoarisoa

Santionany ireo fa midira MP manotany anzay kiraro ilainao📩Afa-po daholo izay nanjifa tato aminay😊😊
10/12/2024

Santionany ireo fa midira MP manotany anzay kiraro ilainao📩
Afa-po daholo izay nanjifa tato aminay😊😊

LALAO AHAZAHOANA VOLA NA FAHANA 10.000AR😍Tsotra ny fandraisana an-jara1👉Mentionéo ny namana 10 mba hilalao2👉Invitéo ny n...
10/12/2024

LALAO AHAZAHOANA VOLA NA FAHANA 10.000AR😍

Tsotra ny fandraisana an-jara
1👉Mentionéo ny namana 10 mba hilalao
2👉Invitéo ny namana rehetra de alefaso ao am commentaire ny capture manamarina fa tena nanao ianao
3👉Partagéo am mur anao sy groupe 5 misy anao ito publication ito
⛔IZAY COMMENTAIRE BE RÉACTION INDRINDRA NO MAHAZO AZY⛔
N.B:IZAY ABBONNE ATO AM PEJY IHANY NO MAHAZO⛔

AM LE 30 NY VALIN'NY LALAO KOA MANDRAISA ANJARA🥰

Jordan Luka 3 vrai🥰Très bonne qualitéPointure 36 à 44210.000AriaryMp📩ou☎️033 06 725 40
10/12/2024

Jordan Luka 3 vrai🥰
Très bonne qualité
Pointure 36 à 44
210.000Ariary
Mp📩ou☎️033 06 725 40

Address

Mahajanga
401

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261330672540

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejin'i Nomena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pejin'i Nomena:

Shortcuts

Share