Fara Design Confection

Fara Design Confection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fara Design Confection, Outlet Store, Mahajanga.

Raha mila fanampina,.am Jirama Amboboka zahay miandry anao0340203990
26/05/2026

Raha mila fanampina,.am Jirama Amboboka zahay miandry anao
0340203990

Izahay Fianakaviambe ny Fara Confection dia miarahaba anareo rehetra nahavita soa iny Noely sy farany taona 2025  iny .🎉...
06/01/2026

Izahay Fianakaviambe ny Fara Confection dia miarahaba anareo rehetra nahavita soa iny Noely sy farany taona 2025 iny .🎉🥳

Hafaliana ho anay koa ny miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2026 ity.🎈🧨

Ho taona ZINA ho antsika rehetra anie ity taona ity.🥰

Izahay eto @ Fara Confection dia hanome ny tsara indrindra ho anareo manjifa hatrany , ary ao anaty tsikitsiky no handraisanay anareo .🥳🥰

Taona vaovao dia manome sy manolotra zavatra vaovao ho anareo manjifa hatrany izahay.

Tongava eh , ary aza misalasala

✨️ Ho avy ny fety, tongava mitsidika fa betsaka ny zavatra ho itanao ao am Fara Design Fara Confection , maro isafidiana...
24/12/2025

✨️ Ho avy ny fety, tongava mitsidika fa betsaka ny zavatra ho itanao ao am Fara Design Fara Confection , maro isafidianana : ruban led, mini mixeur, bijoux inoxydables, produits cosmétiques venant d’Allemagne, produits personnalisés...
Afaka miantso mivantana ny 0340203990 na mandalo mijery ☺️🫶

Vous cherchez des tenues stylées, personnalisées et de qualité ?Bienvenue chez Fara Design Confection, votre spécialiste...
07/04/2025

Vous cherchez des tenues stylées, personnalisées et de qualité ?
Bienvenue chez Fara Design Confection, votre spécialiste en confection et sérigraphie !

Nous réalisons T-shirts, polos, gilets, lambahoany, casquettes, joggings, maillots, tenues de travail, et bien d’autres vêtements adaptés à vos besoins ainsi que des gourdes et assiettes personnalisés. Que vous soyez particulier, association, entreprise ou organisateur d’événement, nous donnons vie à vos idées !

Un design à votre image ?
Faites imprimer le motif, le logo ou le message de votre choix. Commandes à l’unité ou en gros, selon vos envies et votre budget.

Pourquoi choisir Fara Design Confection ?
✨️ Qualité garantie
✨ ️Création 100% personnalisée
✨ ️Service rapide et professionnel
✨ ️Accueil chaleureux avec le sourire !

Contactez-nous dès aujourd’hui :
📞 034 02 039 90 (Appel & WhatsApp)
📧 [email protected]
📍 Retrouvez-nous à Jirama Amboboaka, près du bazar, en face du parking de Cotisse Vangaindrano
Location MAP : https://maps.app.goo.gl/tJQ25irddDwy3zrWA

Fara Design Confection – Là où vos idées prennent vie en style !

Amin'izao Taon-jôbily 2025 Izao mahafaly anay eto Amin'ny Fara Confection manolotra zavatra tsara ho antsika rehetra dia...
20/03/2025

Amin'izao Taon-jôbily 2025 Izao mahafaly anay eto Amin'ny Fara Confection manolotra zavatra tsara ho antsika rehetra dia ny
"TEE-SHIRT NY TAON-JOBILY"

Efa misy ny azo jifaina, ary mbola afaka manao commande ihany koa.

➡️Tee-shirt semi-coton: 12.000Ar (couleur fotsy ihany)
➡️Tee-shirt vrai coton: 20.000Ar (rose fucia, aubergine, bleu turquoise, blanc)

Ireo dia azontsika jifaina ety @ Fara Confection Jirama ambôbôka.

Aza avela handalo fotsiny ary izao taon-jôbily izao, fa ametraho fahatsiarovana🙂

Contacts: 0340203990

Izahay fianakaviam-ben’ny FARA Design Confection dia miarahaba antsika rehetra tratra ny taona 2024,ary mbola manolotra ...
03/01/2024

Izahay fianakaviam-ben’ny FARA Design Confection dia miarahaba antsika rehetra tratra ny taona 2024,ary mbola manolotra fisaorana antsika rehetra izay nametraka fitokisana taminay ary mbola manantena hatrany ny fitohizan’ny fiaraha-miasa✨😌mbola vonona hanome izay mahafa-po anareo hatrany izahay✨😍
🏠Jirama Amboboka
📞 0340203990

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fara Design Confection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category