Mora Ranoray

Mora Ranoray Tongasoa mitsidika n'y page 😘😘😘β™₯️
Ny tsara sy n'y mora hatrany no atolotra ho anareo.

Aza adino Ary n'y manaraka n'y page hijerena arrivage 😘

πŸ‘‰Antsirabe izahay fa mandefa @ Faritra.

πŸ’‹Mirarisoa ho Anao.
❀️034 29 680 87❀️
❀️037 53 669 71 β™₯️

Mirarisoa ho ani Reny rehetraπŸ™πŸ™TΓ©o foana IZY na t@ mora na t@ sarotraJe t aime Maman ChΓ©rie πŸ’‹πŸ’‹
31/05/2026

Mirarisoa ho ani Reny rehetraπŸ™πŸ™
TΓ©o foana IZY na t@ mora na t@ sarotra
Je t aime Maman ChΓ©rie πŸ’‹πŸ’‹

Hafa ihany  Omeo Fitiavana IZY Raha Mbola VelonaπŸ’‹πŸ’‹Ho ela Velona anie ny Reny rehetra❀️❀️Mivavaka ho azy Raha EFA nialoha...
30/05/2026

Hafa ihany
Omeo Fitiavana IZY Raha Mbola VelonaπŸ’‹πŸ’‹
Ho ela Velona anie ny Reny rehetra❀️❀️
Mivavaka ho azy Raha EFA nialoha Lalana IZYπŸ™πŸ™

Finaritra ry Neny Γ΄ πŸ˜‡!

🌸 Ianao ilay reny, tsy afa-miala, sy tena hoe "tratra farany" amin'ny fitaizana na andro na alina, ireo zaza.

🌼 Ianao ilay reny, tsy maintsy mandeha mitady vola na dia tsy foy ilaozana aza ireo sombiniaina.

🌻 Ianao ilay reny, mahita ny pitsopitsony rehetra ao an-tokantano ao ka miady saina ery rehefa misy tsy fahampiana.

🌺 Ianao ilay reny, na vizana na marary dia tsy maintsy miarina mikarakara ireo ankohonana satria tsy misy afaka hisolo.

🌸 Ianao ilay reny, mahazo tsiny sy voatevateva satria miteny matetika noho ny fitiavana sy mba tsy hanan-dratsy.

πŸͺ· Ianao ilay reny, miaritra ditram-bady sy ditran-janaka.

🌼 Ianao ilay reny, maniry mafy ny hanan-taraka kanefa tsy mbola nahazo, eny tena reny tokoa ianao.

🌻 Ianao ilay reny namoy anaka.

πŸͺ· Ianao ilay reny mananontena fa efa nalain'ny Tompo ilay vady nianteherana.

🌸 Ianao ilay reny ara-panahy sy ara-panabeazana, mety hoe tsy manambady sy izay naloaky ny kibo fa kosa tena nomen'ny Tompo zanaka marobe iadidiana.

❀️ Amin’izao Fetin’ny Reny izao, enga anie Andriamanitra hitahy sy hanome fitahiana be dia be ho anareo.

❀️ Homeny fahasalamana, fiadanana, fahendrena ary fahasambarana isan’andro anie ianareo.
Ny fitiavanareo sy ny fahafoizan-tenanareo hovalian’Andriamanitra fitahiana mihoatra lavitra.

Β« π»π‘–π‘‘π‘Žβ„Žπ‘¦ π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘Žπ‘›π‘–π‘’ π½π‘’β„Žπ‘œπ‘£π‘Žβ„Ž π‘˜π‘Ž β„Žπ‘–π‘Žπ‘Ÿπ‘œ π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ; π»π‘Žπ‘šπ‘π‘Žπ‘šπ‘–π‘Ÿπ‘Žπ‘π‘–π‘Ÿπ‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘‘π‘Žπ‘£π‘Žπ‘›π‘¦ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›π‘Žπ‘œ π‘Žπ‘›π‘–π‘’ π½π‘’β„Žπ‘œπ‘£π‘Žβ„Ž π‘˜π‘Ž β„Žπ‘Žπ‘šπ‘–π‘›π‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘“π‘œ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›π‘Žπ‘œ; π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘‘π‘Žπ‘£π‘Žπ‘›π‘¦ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›π‘Žπ‘œ π‘Žπ‘›π‘–π‘’ π½π‘’β„Žπ‘œπ‘£π‘Žβ„Ž π‘˜π‘Ž β„Žπ‘Žπ‘›π‘œπ‘šπ‘’ π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘“π‘–π‘Žπ‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘Ž. Β»
β€” 𝐍𝐨𝐦𝐞𝐫𝐲 πŸ” :πŸπŸ’ - πŸπŸ”

Tratry ny fetin’ny reny 🌷

❌Coucou DaholoβŒπŸ‘‰Mbola maΓ±ana Kapa fripe Tsika ato Sao tara🫴Prix solde
10/04/2026

❌Coucou Daholo❌
πŸ‘‰Mbola maΓ±ana Kapa fripe Tsika ato Sao tara
🫴Prix solde

❌Mbola ilaina fona n'y Robe anπŸ‘‰12.000 Ariary daholo
07/01/2026

❌Mbola ilaina fona n'y Robe an
πŸ‘‰12.000 Ariary daholo

03/01/2026

Anio 3 Janoary 2026
Manao ahoana n'y Paosinao aoπŸ₯Ί??
Salama Tsara ve??😁😁
Izay mahasoa ataon 'AndriamanitraπŸ™πŸ™

01/01/2026

πŸ‘‰Ho afa' trosa @ Zay Ianao io☝️
πŸ’ͺπŸ’ͺManomboka Taona ityπŸ™πŸ™
πŸ’‹πŸ’‹πŸ’‹πŸ’‹

31/12/2025

Faraparany TaonaπŸ˜πŸ‘‹
Avelao izay tsy netyπŸ₯°
Fiainambaovao indray hatrehanaπŸ’ͺπŸ’ͺ

25/12/2025
πŸ‘‰Coucou πŸ‘‹ ❌Aza adino fa Mbola misy Gaine ato anSao sahirana @ Robe tsara be eo  Kibo ioπŸ‘‰Gaine elastic πŸ‘‰Gaine ceintureπŸ‘‰Ga...
23/12/2025

πŸ‘‰Coucou πŸ‘‹
❌Aza adino fa Mbola misy Gaine ato an
Sao sahirana @ Robe tsara be eo Kibo io

πŸ‘‰Gaine elastic
πŸ‘‰Gaine ceinture
πŸ‘‰Gaine sport

Address

Antananarivo
Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Ranoray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share