13/08/2026
Fetin'ity Endry zandriko ity androany (faravavy dry mamako).
Miarahaba azy nahazo ny andro androany.
Tahin'i Jesosy fezay longoko ❤️😍🥰.
Aty amin'ny zaikaben'ny FBL national izy no mankalaza izany androny androany izany.