Broderie by Yellow

Broderie by Yellow Art en broderie sise à Majunga
Manao petakofehy @ akanjo,... efa vita
033 10 159 35

" Asa vita no hifampitsarana "Misaotra nametraka fitokisana 🙏🏾Mbola mandray hatrany ny lambanao toy ny akanjo, short,......
03/05/2026

" Asa vita no hifampitsarana "
Misaotra nametraka fitokisana 🙏🏾

Mbola mandray hatrany ny lambanao toy ny akanjo, short,... sns asiana petakofehy.
Miditra Mp izay liana

Aza misalasala ary fa mandray zaitra petakofehy @ lamba efa vita zaitra izahay.Eto majunga ahitana anay MP
12/07/2025

Aza misalasala ary fa mandray zaitra petakofehy @ lamba efa vita zaitra izahay.
Eto majunga ahitana anay
MP

Mandray zaitra petakofehy @ lamba efa vita.MP izay liana
09/07/2025

Mandray zaitra petakofehy @ lamba efa vita.
MP izay liana

Tote bag 👜👜
29/05/2025

Tote bag 👜👜

Tsy mitsahatra ny manome ny tsara ho anao izahay : asa voakaly sady madio, aza misalasala ary manaritra ny la ambanao (f...
29/07/2024

Tsy mitsahatra ny manome ny tsara ho anao izahay : asa voakaly sady madio, aza misalasala ary manaritra ny la ambanao (ffitafiana, écharpe, châle,...) raha te hisitraka ny asanay ihany koa anao @ fametahana petakofehy natao tanana.
Eto Majunga no ahitana anay Broderie by Yellow
Manentana anao hiditra MP

Mbola mitohy ny fandraisana ny zaitra petakofehy atao @ lambanao fa tonga de afaka miditra @ hafatra miafina
21/05/2024

Mbola mitohy ny fandraisana ny zaitra petakofehy atao @ lambanao fa tonga de afaka miditra @ hafatra miafina

Confection :Robe avec motif 🥀 ( broderie fait à main)Taille L Tissu coton linCouleur grise MP N.b: afaka manao petakofeh...
06/04/2024

Confection :
Robe avec motif 🥀 ( broderie fait à main)
Taille L
Tissu coton lin
Couleur grise
MP
N.b: afaka manao petakofehy @ akanjonao

Robe open shoulder nasiana petakofehy ALOALO, taille M ML disponible20 000ar (mandray réservation avec acompte)Mandray a...
12/11/2023

Robe open shoulder nasiana petakofehy ALOALO, taille M ML disponible
20 000ar (mandray réservation avec acompte)

Mandray akanjo efa vita asiana petakofehy izahay

Disponible : Chemise slim Col mao, taille L, made in italy, tissu meilleure qualité. Nasiana petakofehy aloalo30 000ar (...
12/11/2023

Disponible : Chemise slim Col mao, taille L, made in italy, tissu meilleure qualité. Nasiana petakofehy aloalo
30 000ar (mandray réservation avec acompte)

Mandray lamba efa vita asiana petakofehy toy zao koa zahay Broderie by Yellow

Mandray akanjo efa vita asiana petakofehy izahay manomboka izao ka aza misalasala miditra @ message miafina Broderie by ...
10/11/2023

Mandray akanjo efa vita asiana petakofehy izahay manomboka izao ka aza misalasala miditra @ message miafina Broderie by Yellow

Address

Ambalanomby Près Du Terrain Lycée Technique
Majunga
401

Telephone

+261331015935

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Broderie by Yellow posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category