𝐽𝑒&𝐶𝑦 Shopping

𝐽𝑒&𝐶𝑦 Shopping Vente de Parfums et produits de marque authentiques en provenance d’Allemagne

Bonne nouvelle !! Je&cy shopping 🛍️ a enfin une adresse ☺️Dès demain (2juin) tous nos produits peuvent être shoppés chez...
01/06/2025

Bonne nouvelle !!
Je&cy shopping 🛍️ a enfin une adresse ☺️
Dès demain (2juin) tous nos produits peuvent être shoppés chez vivi anosinakoho en face magasin mika ☺️

Ao amin’ny boutique ao no ahitanareo ny produits mahazatra anareo amin’ny vidiny tena mirary noho izao fisokafany izao ☺️

Ps: authentique en provenance d’allemagne foana 🇩🇪

Coucou 🥰 hamaranantsika ity volana janoary ity dia hanao « PROMOTION » sans retour😁 izahay . Tsotra kely Toy izao ny ana...
30/01/2025

Coucou 🥰 hamaranantsika ity volana janoary ity dia hanao « PROMOTION » sans retour😁 izahay .
Tsotra kely Toy izao ny anaovana azy :

Ataovy ao amin’ny commentaire ny produit tianao atao promotion dia ho valianay eo ihany ny tena vidiny sy ny vidiny promotion dia nareo no manao hoe en commentaire na any amin’ny message privé 😊

Alefa ary 🎊🎉

Nos cosmétiques 😻 de marque En provenance d’Allemagne 🇩🇪
25/01/2025

Nos cosmétiques 😻 de marque
En provenance d’Allemagne 🇩🇪

Grand destockage chez nous 🎊😍Venez vite en mp ou directement chez nous 🥰
25/01/2025

Grand destockage chez nous 🎊😍
Venez vite en mp ou directement chez nous 🥰

Nos produits de beauté de marque Authentique 🇩🇪🇩🇪
17/01/2025

Nos produits de beauté de marque

Authentique 🇩🇪🇩🇪

Nos parfums 😍Dispo de suite , en provenance d’Allemagne 🇩🇪🇩🇪
17/01/2025

Nos parfums 😍

Dispo de suite , en provenance d’Allemagne 🇩🇪🇩🇪

Testés ihany koa ireto ary anaovanay retour 😊Ny marque denk mit (Allemagne 🇩🇪) dia tsy mamitaka mihintsy Deux mois izay ...
06/01/2025

Testés ihany koa ireto ary anaovanay retour 😊

Ny marque denk mit (Allemagne 🇩🇪) dia tsy mamitaka mihintsy
Deux mois izay no nampiasana ilay block 😃 fa atramizao mbola tsy lany 🥰🥰 2 ny ao anatiny . Ny fofony moa dia efa tsy lazaina intsony 😍👌🏼👌🏼évidemment ilay gel manadio tsy atao lavitra , efa zatra ny misy azy no afapo fona 🥰

25 000 ar ny vidiny an

Salama daolo ☺️Itondra fanazavana kely mahakasika ity produit ity 🙂Vovontsavony fampiasa amin’ny machine à laver izy ity...
06/01/2025

Salama daolo ☺️
Itondra fanazavana kely mahakasika ity produit ity 🙂
Vovontsavony fampiasa amin’ny machine à laver izy ity fa noho ny ankabetsahantsika tsy mbola manana machine à laver anefa dia azo ampiasaina tsara ary tsy voatery atao betsaka be fa mitovy amin’ny fampiasana vovotsavony ireny fahitantsika ireny ihany 😉

Nanao test azy ity izahay tandroany fa tena hoe 👌🏼 tsara ilay izy, tena manala loto ary tsy voatery mikosika mafy be intsony no sad tsara fofona koa 😊 izahay mivarotra azy moa dia tena afapo tanteraka 👌🏼👌🏼 et je recommande 😊

Ny prix 40 000 ar ny 1 kg 350 g🥰

Lingette pour bébé 👶🏻 15 000 ar 🇩🇪
19/12/2024

Lingette pour bébé 👶🏻

15 000 ar 🇩🇪

Address

Mananjary

Telephone

+261341216269

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐽𝑒&𝐶𝑦 Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝐽𝑒&𝐶𝑦 Shopping:

Shortcuts

Share

Category