12/07/2026
✨🌸 Lot Mamy kely🌸✨
Mitady cadeau tsotra nefa manja ho an'ny tenanao na ho an'olona tianao ve ianao? 💝
Ity Lot ity dia ahitana ireo accessoires ilaina sy lamaody ho an'ny vehivavy:
👛 Porte-monnaie kanto
🌷 Parfum mamy sy maharitra
💄 Gloss manitra/ manjelanjelatra
🎀 Chouchou
💝 Mety tsara ho an'ny:
🎂 Anniversaire
🎁 Cadeau surprise
💕 Fanomezana ho an'ny olon-tiana
😊 Na ho an'ny tenanao fotsiny aza
💰 Prix: 15.000Ar
📞 Contact : 038.40.168.00
🚚 Livraison Tanà sy Province à partir de 3.000Ar