MAROA STYLE

MAROA STYLE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MAROA STYLE, Thrift & Consignment Store, Maroantsetra.

13/08/2026

🤭🤣

13/08/2026

1. Manana fahatokisan-tena — Mahalala ny lanjany ary tsy manaiky hohamaivanina.

2. Mianatra sy mampitombo fahalalana — Ny vehivavy mahay sy manam-pahaizana dia manana valeur bebe kokoa.

3. Mikarakara vatana — Fahadiovana, fitafy, fahasalamana ary fisehoana mendrika.

4. Mijoro ara-bola — Miezaka manana asa, fidiram-bola na zavatra mampivelatra ny fahaleovantenany.

5. Manana toetra sy principe — Mahay manaja tena, mahay mametraka limites, ary tsy manary ny hasiny noho ny fitiavam-bola.

Haaa! Ady be ai 😅
13/08/2026

Haaa! Ady be ai 😅

😹😹

Ay m iz ty ts à Madagascar raiky fa magneragn'i continent Afrique 😅
13/08/2026

Ay m iz ty ts à Madagascar raiky fa magneragn'i continent Afrique 😅

Asss 😂 kara zegny koa dönko köf mi-j'adore story n'ôlo ai 😅🤣
13/08/2026

Asss 😂 kara zegny koa dönko köf mi-j'adore story n'ôlo ai 😅🤣

🤲🏻

13/08/2026

🎀Fomba fampidinana ny tosidrà (tension)

Rehefa miakatra tampoka indrindra amin'ny fotoana lavitra dokotera.

Araho tsara sary eo ambany 👇👇👇
Sary 1: horina amin'ny fanondro (tsy tsindrina mafy loatra (massage doux) miakatra sy midina impolo (10 fois) havanana dia ny havia.
dinio tsara ny sary dia horina miodina mifanohitra amin'ny famantaranandro impolo (10 fois).

Sary 2 : apetraka ambony kibo (anelnelan'ny vavony sy ny foitra ny tanana havia, tapenana amin'ny ankihibe havanana ny lavakorona dia miaina mafy (grande respiration) amin'ny orona havia, tazomina vetivety vao mamoaka rivotra, averina mandritra 3 na 5 minitra, vita zay tokony mikoriana ny rà.

Sary 3 :Jereo tsara ny sary, mihoitra tena , tsindrina (tsy mafy be) afaka minitra vitsy dia hikoriana tsara ny rà , afaka ny marary andoha.
Mirary soa ho antsika rehetra 🙏

P.S :

Ny ahy ampiako arbre de jade na baobab nain raviny Telo fa io tena MADAITRA amiko

13/08/2026

😂🤣 Ts nahaifa ndreky za 😂 ataoko ra mbö ino aby ra nivolagniny 🤣

13/08/2026

KAVITRY ilazaña ôlo misy KAPATON-DÖHA karaha io aminay añy. Fiteny betsimisaraka avaratra, Analanjirofo.
PÊSAKA no mifanohitra aminy.

13/08/2026

Ceux qui risquent gagne. Bonne journée à tous ☺️👋

Marimarin-dratsy
12/08/2026

Marimarin-dratsy

La logique Humaine😏

Address

Maroantsetra

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 13:00
Sunday 09:00 - 13:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAROA STYLE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share