Moramanga inside - Bon Plan & Decouvertes

Moramanga inside - Bon Plan & Decouvertes Moramanga inside. Pejy natao hampahafantarana toerana, Hetsika, Spectacle,....
eto Moramanga sy ny Manodidina. Alefa ary.

Afaka miditra Mp ianareo dia izahay no maka ny sary na manao video sy conception Affiche na visuel.

MORAMANGA - LOGOMalaza ilay challenge   , haneoan'ireo mpanakanto ny talentany amin'ireo logo vitany.Nanao ranty ihany k...
25/04/2026

MORAMANGA - LOGO
Malaza ilay challenge , haneoan'ireo mpanakanto ny talentany amin'ireo logo vitany.
Nanao ranty ihany koa i Ny Njakasoa Fetraharilala , isan'ireo namorona logo maro ho an'i Moramanga sy ny manodidina.

Lapan'ny Tanana Moramanga -  Janvier 2026
15/01/2026

Lapan'ny Tanana Moramanga - Janvier 2026

Manahoana gôna aaaaa !Ny teny hoe "Gôna" dia fiteny andavanandro'ny mponina ao anatin'ny Distrikan'ny Moramanga.Io ny fi...
13/01/2026

Manahoana gôna aaaaa !
Ny teny hoe "Gôna" dia fiteny andavanandro'ny mponina ao anatin'ny Distrikan'ny Moramanga.
Io ny fiteny mampiavaka raha vao tonga eto Moramanga sy ny manodidina.
Ohatra : - " Azafady gôna fa tsy tratrako ilay fotoana teo a ! "
- Nareo kosa gôna dia efa miavonavona mitsy ka !
- Mahafinaritra bay gôna ilay sarinareo ka !
Ny gona izany dia mitovitovy amin'ny hoe "retsy a !" na " nama a !" na " akia " koa na " r'isé".
Ny lehilahy sy vehivavy miresaka ihany matetika no mifanao Gôna fa tsy dia miteny gona loatra ra Lehilahy samy lehilahy miresaka na vehivavy samy vehivavy.
Misy fomba fiteny aty Moramanga izay manao hoe " Mandalova matetika gôna a ! "

Tantely Events - Moramanga
08/01/2026

Tantely Events - Moramanga

Salama gona ! midira MPMisy Tsara Gona dispo vitsivitsy ato ho an'ilay tsy hanao commande fa tonga dia mandray :Grenat M...
17/01/2022

Salama gona ! midira MP
Misy Tsara Gona dispo vitsivitsy ato ho an'ilay tsy hanao commande fa tonga dia mandray :
Grenat M, XL - Jaune L - Orange L, XL, 2XL
Misy Mpandresy Gona Grenat L ihany koa.
25.000ar / 125.000fmg

29/12/2021

Reveillon 2022.
E L I D I O T.

Zoma 31 Dec - Bezanozano Hotel ~ 20h
Efa nomanin'i Elidiot ho an'ny Moramanga io fotoana io fa tsy manana programa hafa izy.

RENDEZ- VOUS BEZANOZANO HOTEL miaraka amin'ny ELIDIOT.
Billet simple : 20.000ar
Reservation : 25.000Ar

02/12/2021

Zoma 03 Desambra izao no fotoanatsika.
DADI LOVE - ao amin'ny BEZANOZANO Hotel manomboka ami''ny 9 ora alina.
Izay tsy afapo, rembourseny Dadi Love Volanazy.

27/11/2021

DADI LOVE
Vendredi 03 Decembre 2021 au BEZANOZANO HOTEL.
Ambiance en couleur 🌈🌈🎇
Dadi love au grand complet
🕘🕘A 21 h jusqu'à l'aube 🕘🕘
❗❗ZAY TSY AFAPO AMINIO
REMBOURSÉ--KO VOLANAZY❗❗
Ambiance 💯% DADI L💖VE
paf 20.000ar
Nareo gona sisa andrasana.

15/11/2021

Vendredi 03 Decembre 2021 au BEZANOZANO HOTEL.
Ambiance en couleur 🌈🌈🎇
Dadi love au grand complet
🕘🕘A 21 h jusqu'à l'aube 🕘🕘
❗❗ZAY TSY AFAPO AMINIO
REMBOURSÉ--KO VOLANAZY❗❗
Ambiance 💯% DADI L💖VE
paf 20.000ar
Nareo gona sisa andrasana.

11/11/2021

Dadi Love - AMBIANCE EN COULEUR 🌈🌈🎇🎆🎉
Zoma 03 Desambra 2021 🕘 amin'ny 09 ora alina.
Ambiance milay be amin'io fa isika eto Moramanga no andrasana, tahaka nahafantaranao an'i Dadi Love hatramin'izay.
Paf : 20.000Ar.
Partenaire Online : CreaShop Moramanga.
Sono sy Lumiere : Symphonic.

Address

Moramanga

Telephone

+261348721450

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moramanga inside - Bon Plan & Decouvertes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share