Madagasc'Art

Madagasc'Art Vente de produit d'oeuvre d'Art Malagasy

07/11/2021

Ça fera bientôt trois mois que Madagasc'Art existe. Merci pour tout votre soutien sans lequel on n'aurait pas pu progresser. Et pour preuve, on a pu installer un mini point de vente grâce à vos achats.
Merci à tous.❤️

Volana vaovao entana vaovao no atolotray ho anao✨Tongava eny amin'ny Cashpoint epitan'ny MAISON KADERBAY ho anzay eto MO...
04/10/2021

Volana vaovao entana vaovao no atolotray ho anao✨
Tongava eny amin'ny Cashpoint epitan'ny MAISON KADERBAY ho anzay eto MORONDAVA de ho itanao ireto entana mafinaritra bé ireto🥰
Afaka mandefa hafatra miafina ihany koa hoan'izay tsy afaka n'a any an-tany lavita

Jifao hatrany ny vita gasy 🇲🇬

03/10/2021

Passez vos commandes en message privé.✨

13/09/2021

Mbo afaky mandefa commande ato avao nareo ndre fa misy gny famarota enta amin'ny cash point ampitan'ny AIGLE D'OR Morondava laha ohatsy tsy afaky.👉👈

11/09/2021

𝔰𝔦 𝔳𝔬𝔲𝔰 𝔫'𝔞𝔳𝔢𝔷 𝔭𝔞𝔰 𝔩𝔞 𝔭𝔬𝔰𝔰𝔦𝔟𝔦𝔩𝔦𝔱é 𝔡𝔢 𝔯𝔢𝔧𝔬𝔦𝔫𝔡𝔯𝔢 𝔫𝔬𝔱𝔯𝔢 𝔭𝔬𝔦𝔫𝔱 𝔡𝔢 𝔳𝔢𝔫𝔱𝔢, 𝔭𝔞𝔰𝔰𝔢𝔷 𝔳𝔬𝔰 𝔠𝔬𝔪𝔪𝔞𝔫𝔡𝔢𝔰 𝔢𝔫 𝔪𝔢𝔰𝔰𝔞𝔤𝔢 𝔭𝔯𝔦𝔳é. 𝔩𝔢𝔰 𝔰𝔢𝔯𝔳𝔦𝔠𝔢𝔰 𝔢𝔱 𝔩𝔢𝔰 𝔭𝔯𝔬𝔡𝔲𝔦𝔱𝔰 𝔰𝔢𝔯𝔬𝔫𝔱 𝔱𝔬𝔲𝔱 𝔞𝔲𝔰𝔰𝔦 𝔰𝔞𝔱𝔦𝔰𝔣𝔞𝔦𝔰𝔞𝔫𝔱𝔰. 😁😉

07/09/2021

Misaotra betsaka ho antsika rehetra efa nahatratra ny 100 j'aime ny pejy .
Ary mbola manasa antsika tsirairay avy hanjifa ny vita gasy izay hitantsika eo ampitan'ny AIGLE D'OR Morondava ho an'izay eto an-toerana, ho an'ireo any amin'ny faritra dia afaka manao livraison izahay.
Izahay ato amin'ny MADAGASC'ART dia tsy mitsahatra manome fahafaham-po hananareo mpanjifa koa afaka mandray ny commande nareo izay sy afaka mi-personnaliser ihany koa.
Marihana hatrany fa tany manga 100% ny vokatra ka aza manahy.

Aza adino ary ny manasa ireo namantsika rehetra ary koa ny havana.

Koa satria tiako ny nosiko dia ho jifaiko ny asa tanan'ireo mpiray Tanindrazana amiko.🇲🇬💖

02/09/2021

ℍ𝕆 𝔸ℕ𝔸ℝ𝔼𝕆 𝕀ℤ𝔸𝕐 𝕋𝔼 ℍ𝔸ℍ𝕀𝕋𝔸 ℕ𝕐 𝕍𝕆𝕂𝔸𝕋ℝ𝔸 𝕄𝕀𝕍𝔸ℕ𝕋𝔸ℕ𝔸 𝕂𝔸 𝕄𝕀ℙ𝔼𝕋ℝ𝔸𝕂𝔸 𝔼𝕋𝕆 𝕄𝕆ℝ𝕆ℕ𝔻𝔸𝕍𝔸, 𝔻𝕀𝔸 𝔸𝔽𝔸𝕂𝔸 𝕄𝔸ℕ𝔸𝕋𝕆ℕ𝔸 𝔸ℕ'𝕀𝕃𝔸𝕐 ℂ𝔸𝕊ℍ ℙ𝕆𝕀ℕ𝕋 𝔸𝕄ℙ𝕀𝕋𝔸ℕ'ℕ𝕐 𝔸𝕀𝔾𝕃𝔼 𝔻'𝕆ℝ 𝔼𝕆 𝔸𝕄𝕀ℕ'ℕ𝕐 𝔹𝔸ℤ𝔸ℝ𝕐 𝔹𝔼.😉

Coucou daoly isika ato amin'ny pejyIzahay dia faly hatrany  ny mizara aminareo ireo vokatra Malagasy, isaorana ireo efa ...
01/09/2021

Coucou daoly isika ato amin'ny pejy
Izahay dia faly hatrany ny mizara aminareo ireo vokatra Malagasy, isaorana ireo efa nanjifa ny asa tanana Malagasy ary mbola manasa anao hanjifa ny vokatra ato amin'ny Madagasc'art.
Marihana fa izay eto Morondava dia afaka mijery ireo entana eny @ cash point epitan'ny AIGLE D'OR eo amin'ny bazary be ny Morondava.

Aza adino ary ny mi-j'aime sy mi-s'abonne @ pejy ary ny mi-invité ireo namatsika fa izahay ato amin'ny pejy dia vonona ny handray anao hatrany.

Izay entana efa hitantsika teto amin'ny pejy dia efa afaka jifaina avokoa.Aza adino ihany koa fa afaka mi-personnaliser ...
27/08/2021

Izay entana efa hitantsika teto amin'ny pejy dia efa afaka jifaina avokoa.
Aza adino ihany koa fa afaka mi-personnaliser entana sy manamboatra izay modèle tianao izahay.
Midira ao amin'ny hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.
Mirary soa.🌻

Salama iaby!✨Ny entana izay efa navoaka teto amin'ny pejy ny sariny dia efa azo jifaina.✨Raha te hanao famandrihana iana...
23/08/2021

Salama iaby!
✨Ny entana izay efa navoaka teto amin'ny pejy ny sariny dia efa azo jifaina.
✨Raha te hanao famandrihana ianao dia mandefa hafatra miafina ato amin'ny pejy.
✨Raha ny eto Morondava ville manokana dia azonay atao ny manatitra ny entana (misy sarany aloha)
✨Ho an'ireo izay any amin'ny faritra hafa dia alefanay amin'ny fiaram-pitaterana mandeha amin'ny zotra nasionaly na rejionaly ny entanao ( misy sarany ihany koa).
✨Raha te ahazo fanazavana bebe kokoa dia midira ao amin'ny hafatra miafina fa mandray anao izahay.

**Marihana fa tsy maintsy miresaka aminao indray izahay alohany andefasana ny entana mba hanamafisana ny famandrihanao.

Aza adino Ary ny mi-j'aime sy mi-s'abonne ny pejy aza adino ihany koa ny manasa ireo havana na namana mba hanaraka ny vokatra ato amin'ny Madagasc'art.

😉
20/08/2021

😉

Ireto ary ny santionany amin'ireo asa tanana vita gasy ka manasa anao hanjifa azy ireo.  Mirary dia mirary tokoa ny vidi...
19/08/2021

Ireto ary ny santionany amin'ireo asa tanana vita gasy ka manasa anao hanjifa azy ireo. Mirary dia mirary tokoa ny vidiny.

Mp izay liana fa mandray anareo foana izahay.

Address

Morondava
619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagasc'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share