FLASH GSM

FLASH GSM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FLASH GSM, Shopping & retail, Anjà-Andalatapaky/Mahabo, Morondava.

🔴 : Connexion Illimité par Satellite.
03/09/2026

🔴 : Connexion Illimité par Satellite.

13/08/2026
🔴 📌 Misaotra taminy fahatokisana. 📌Roa herinandro dia tonga ny colis. 📌Afaka mandefa hafatra miafina raha hanafatra Star...
05/08/2026

🔴
📌 Misaotra taminy fahatokisana.
📌Roa herinandro dia tonga ny colis.
📌Afaka mandefa hafatra miafina raha hanafatra Starlink Standard na Mini anao na miresaka aminy whatsapp 0330100663

24/07/2026
𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐔𝐂𝐇𝐄 𝐃𝐄 𝐅𝐎𝐍𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐋𝐀𝐕𝐈𝐄𝐑 (𝐅1 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅12)Ireo touches de fonction dia bokotra manokana eo amin'ny tapan...
02/07/2026

𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐔𝐂𝐇𝐄 𝐃𝐄 𝐅𝐎𝐍𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐋𝐀𝐕𝐈𝐄𝐑 (𝐅1 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅12)

Ireo touches de fonction dia bokotra manokana eo amin'ny tapany ambony amin'ny clavier. Manampy anao hanao asa haingana izy ireny, nefa tsy mila mampiasa souris matetika.

1. 𝐅1 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅3 : 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐅𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚

F1 : Manokatra ny Aide (fanampiana) amin'ilay logiciel ampiasaina.

F2 : Manova ny anaran'ny fichier na dossier.

F3 : Manomboka fikarohana (Recherche) ao amin'ny ordinateur na navigateur.

Ohatra :

Tsindrio F1 ao amin'ny Word raha mila fanampiana.

Safidio ny fichier iray, dia tsindrio F2 hanovana ny anarany.

Tsindrio F3 ao amin'ny explorateur raha hitady fichier.

2. 𝐅4 : 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐭𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚

Alt + F4 : Manakatona haingana ny fenêtre na programme misokatra.

Ohatra :

Alt + F4 = Manidy ilay programme ampiasainao.

3. 𝐅5 : 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 (𝐀𝐜𝐭𝐮𝐚𝐥𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧)

F5 : Manao Actualisation na manavao pejy internet na dossier.

Ohatra :

Ao amin'ny navigateur, F5 dia mamerina manavao ny pejy.

Ao amin'ny dossier, F5 dia manavao ny lisitry ny fichier.

4. 𝐅6 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅8 : 𝐅𝐢𝐭𝐞𝐭𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚

F6 : Mifindra amin'ny toerana iray mankany amin'ny toerana hafa ao amin'ny fenêtre na navigateur.

F7 : Manamarina ny tsipelina (Orthographe) sy ny fitsipi-pitenenana (Grammaire) ao amin'ny Word sy logiciel sasany.

F8 : Miditra amin'ny Options de démarrage an'i Windows rehefa manomboka ny ordinateur.

Ohatra :

F6 : Mifindra amin'ny faritra samihafa ao amin'ny navigateur.

F7 : Manitsy ny tsipelina ao amin'ny Word.

F8 : Miditra amin'ny safidy fanamboarana an'i Windows (mode sans échec, restauration, sns.).

5. 𝐅9 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅12 : 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐬𝐞𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚

F9 : Manavao ny kajy na ny angona ao amin'ny logiciel sasany.

F10 : Mampiseho na mampavitrika ny barre de menu.

F11 : Mampiditra plein écran (efijery feno)

🔴  🏠 Izahay dia afaka mizara connexion illimité ho any an-tranonareo na toerana fiasana aminy sarany   mirary. 🌍 Connexi...
22/06/2026

🔴

🏠 Izahay dia afaka mizara connexion illimité ho any an-tranonareo na toerana fiasana aminy sarany mirary.
🌍 Connexion Haut débit tsy miram.
🏠 Toerana: Anjà Mahabo.
☎️ Contact: 033 01 006 63 - 034 91 177 57

Address

Anjà-Andalatapaky/Mahabo
Morondava
615

Telephone

+261349117757

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLASH GSM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FLASH GSM:

Shortcuts

Share