15/09/2026
✨ CC DAHOLOOO 🥰❤️
Elaela tsy nihaona teto amin’ny Mora Shop by Santatra eee 😍
Nisy fotoana kely nanginana fotsiny 🤭❤️
Fa MIVERINA INDRAY ISIKA E! 🔥🛍️
Araho foana ny page fa efa hoavy izahay😍✨
Misaotra anareo mbola eto sy manohana hatrany 🤍🙏
📍 Mora Shop by Santatra — Morondava
💌 Commande : MP