Marché Mixte

Marché Mixte Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Marché Mixte, Shopping & retail, D'ambohimanga, Sabotsy-Namehana.

25/05/2026

🥑🍃 RAVIN’AVOKA : Hoanareo ilay mitaraina matetikia @ infection urinaire ireo izy ity mantsy Zavamaniry nentim-paharazana tena malaza amin’ny fanohanana ny voa sy ny lalan-p**ì! 🚻✨

⚠️ Betsaka ny olona no tsy mahalala fa rehefa:
❌ Mipipy matetika
❌ Marary na mavaivay rehefa mipipy
❌ Mivonto tongotra sy vatana
❌ Marary lamosina eo amin’ny faritry ny voa
❌ Misy fofona mahery ny p**ì
❌ Mahatsiaro reraka foana

…dia mety ho famantarana olana amin’ny voa na infection urinaire miafina ao anatiny 😥💔

🌿 Saingy ao anatin’ny fomba nentim-paharazana maro dia isan’ny zavamaniry tena ampiasaina ny ravin’avoka satria inoana fa manampy:
✅ Manadio ny lalan-p**ì
✅ Manampy amin’ny fandehanan’ny p**ì
✅ Manohana ny fiasan’ny voa
✅ Manampy mampihena “rétention d’eau”
✅ Manampy ny vatana hamoaka loto sasany amin’ny urine 🚰

⚕️ Ny ravin’avoka mantsy dia misy “antioxydants” sy “composés naturels” sasany izay ampiasain’ny olona amin’ny infusion amin’ny fomba nentim-paharazana ho fanohanana ny fahasalaman’ny voa sy ny voies urinaires.

❗Fa marihina tsara fa tsy fanafody manasitrana aretina efa mafy izy io ary tsy solon’ny consultation médicale raha misy:
🚨 fanaintainana mafy
🚨 tazo
🚨 olana amin’ny voa maharitra

🌿🥑 FOMBA FIKARAKARANA AZY ARY :
✅ Maka ravina avoka madio
✅ Sasana tsara amin’ny rano madio aloha 🚿
✅ ilay ravina mbola maitso tsara no ampiasaina
✅ Afaka ampagotrahana tsara

🍵 Fomba fanaovana azy :
➡️ Ravina 3 na 4
➡️ Rano 1L
➡️ Ampangotrahina 10–15 minitra
➡️ Avela hihena kely
➡️ Sotroina mafana na matimaty

⏰ 1 ka hatramin’ny 2 vera isan’andro ihany

🚫 ❌ Tsy mety @ Vehivavy bevohoka

🔥🥑 Tsy ravina tsotra fotsiny izy ity… fa zavamaniry iray mbola ampiasain’olona maro amin’ny fikarakarana nentim-paharazana hatramin’izao!
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍

📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00

❣️🎁Idée fête de mère ity ry reto a:👉Drap plat importé 2places👉Fonon'ondana 2 misy loko maro azo hisafidianana👉Qualité ts...
25/05/2026

❣️🎁Idée fête de mère ity ry reto a:
👉Drap plat importé 2places
👉Fonon'ondana 2
misy loko maro azo hisafidianana
👉Qualité tsara
,👉23000Ar fotsiny
📢Mandefa prix de gros zahay a.+5
,🏃Aza misalasala ary ataovy ny commande nao miafina e
,👉Manao livraison zahay a

*Drap plat importé 2places avec 2 taies d'oreiller . Bonne qualitéLivraison disponiblePrix de gros et de détail=>Prix :2...
25/05/2026

*Drap plat importé 2places avec 2 taies d'oreiller .
Bonne qualité
Livraison disponible
Prix de gros et de détail

=>Prix :23.000Ar

❤️Chapeau et bandoullière ❤️Matière: paille❤️Prix:35000Ar
07/02/2025

❤️Chapeau et bandoullière
❤️Matière: paille
❤️Prix:35000Ar

Mod5Chaussure enfant ❤️Pointure:29Prix: 50 000Ar
04/02/2025

Mod5
Chaussure enfant ❤️
Pointure:29
Prix: 50 000Ar

Mod 3Chaussure enfant🥰Pointure: 26Prix: 52 000Ar
04/02/2025

Mod 3
Chaussure enfant🥰
Pointure: 26
Prix: 52 000Ar

Mod2Chaussure enfant ❤️Pounture 27❤️Prix: 42 000Ar
04/02/2025

Mod2
Chaussure enfant
❤️Pounture 27
❤️Prix: 42 000Ar

Chaussure enfant❤️Pointure: 28❤️Prix :45 000Ar
04/02/2025

Chaussure enfant
❤️Pointure: 28
❤️Prix :45 000Ar

Sneakers avec stickers rose cœurPointure: 21à 26Prix: 57000Ar
04/02/2025

Sneakers avec stickers rose cœur
Pointure: 21à 26
Prix: 57000Ar

Converse à sequins rose Marque:JOJO SILOASemelle en caoutchou souple : 27/ 17cm :55000Ar
04/02/2025

Converse à sequins rose
Marque:JOJO SILOA
Semelle en caoutchou souple
: 27/ 17cm
:55000Ar

Address

D'ambohimanga
Sabotsy-Namehana

Telephone

+261341233147

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Marché Mixte posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share