15/06/2026
Joyeux anniversaire madame 🎉
Maman tsy hainay agnadigno na tsy hiarahaba ano iniany
Satria Andro lehibe sy agnisany manandaja amno izy ty
Voaloany maman, misaotra ano zahay
Satria ano Ilay olona Téo foana ho anay
Ano Ilay nampianatra anay , nikolokoloko , nagnambe
Ary mitarika am lalàna mahintsy koa
Tsy ho voavalinay anie izy reny
Fa andriamanitra manankery mpasoavana anie amaly izy reny amno
Tianay loatra ano maman n'a tsy voateninay matetika aza zany
Ka aza adigno maman fa eo foan zahay ho anao
Na am mora zany na am sarotra
Ka io Misy rah Ely avy aty amnay
Kely dia Kely izio ,fa ny fô nay manolotra azy no feno fitiavana Ary zehe ataniagna AKEO fo Zehe vonona magnampy aza adigno mama fa Zehe AKEO fo
Mirary fêty sambatra ho anao zahay
On t'aime fort maman
Gros bisous
Lieu : st marie
Contact :0345730425 où 0325008290