Bijouterie Mahatoky

Bijouterie Mahatoky Mahatoky😍🥰

Mankasitraka anao Madame Député 🙏🙏 Nanjifa tato @ Bijouterie Mahatoky.Ho anao izay anao izay tia firavaka volafotsy tsar...
09/11/2022

Mankasitraka anao Madame Député 🙏🙏 Nanjifa tato @ Bijouterie Mahatoky.Ho anao izay anao izay tia firavaka volafotsy tsara kalitao💎💍tongava fa mandray ny commande nao izay ,na ko hoe hividy vita ianao efa misy ato . Mankasitraka 😊😊🙏

Arrivage vaovao be 🥰Misy hoan'ny rehetra(lehibe,ankizy)💍Manasa antsika hatrany izahay hitsidika ny tranom-barotra Mahato...
31/10/2022

Arrivage vaovao be 🥰
Misy hoan'ny rehetra(lehibe,ankizy)💍
Manasa antsika hatrany izahay hitsidika ny tranom-barotra Mahatoky 🤩

Salama eeee!🤗Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny volafotsy.😁Manasa atsika hitsidika.😁🤩Ny toerana moa dia eto amin'...
31/10/2022

Salama eeee!🤗
Izahay dia manao ny asa rehetra momban'ny volafotsy.
😁Manasa atsika hitsidika.😁
🤩Ny toerana moa dia eto amin'ny boutique Mahatoky.🤩

Address

Antranoroa
Soavinandriana

Telephone

+261337680210

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bijouterie Mahatoky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share