Shop mora

Shop mora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop mora, Shopping & retail, Mandroseza, Talata-maty.

Sac GM mahazaka ordinateur tsara20000 ar
24/07/2025

Sac GM mahazaka ordinateur tsara
20000 ar

À partir de 10000 ar pas plus de 20000 ar
10/05/2025

À partir de 10000 ar pas plus de 20000 ar

Poketra vita Malagay15000ar avec pochette
23/04/2025

Poketra vita Malagay
15000ar avec pochette

Vita Malagasy?Tsara sady mafy!Afaka hoentina miasa,mianatra,mandeha  tinao rehetraLivraison Tana sy faritraMp+sary izay ...
20/02/2025

Vita Malagasy?Tsara sady mafy!
Afaka hoentina miasa,mianatra,mandeha tinao rehetra
Livraison Tana sy faritra
Mp+sary izay mety aminao
NB:15000ar 35*24cm
20000ar avec pochette 40*27cm
20000ar sans pochette 43*29cm

Mila kalitao mafy sy mateza ve ianao?Ity ary ny tasse ☕(kopy) tena tsara sady mafy👊 250mlMety atao cadeau 8 martsa tsara...
04/03/2024

Mila kalitao mafy sy mateza ve ianao?
Ity ary ny tasse ☕(kopy) tena tsara sady mafy👊 250ml
Mety atao cadeau 8 martsa tsara mihitsy raha mbola tsy nahita ianao
Matevina👍
Mahazaka mamay♨👊
Mahazaka micro-onde👏
Alefaso ary ny commande oooo😉

araraoty fa mandalo ny tsara anShampooing vita avy ,tena manalava volo👱,mampangirana be💖💖Mbola misy serum ihany koa miar...
22/02/2024

araraoty fa mandalo ny tsara an
Shampooing vita avy ,tena manalava volo👱,mampangirana be💖💖
Mbola misy serum ihany koa miaraka aminy an😱😱
Andramo aloha dia ho itanao ny hatsarany😘👍👍
Shampooing + serum =25.000ar
Mandefa ihany koa izahay an
Tongava ary mp

Ity indray izao no malaza ry zareo a😊!SPEAKER mandona be👍,amin'ilay tena milay be👍Afaka charger-na🔌 amin'ny herin'ny mas...
16/02/2024

Ity indray izao no malaza ry zareo a😊!
SPEAKER mandona be👍,amin'ilay tena milay be👍
Afaka charger-na🔌 amin'ny herin'ny masoandro🌞 sy courant.
Afaka i-charger-na finday📱
Afaka atao torche🔦 amin'izao jiro tapaka lava izao
Afaka henoina(radio/USB/carte sd)
Ny feo tena midoboka be🔊
Koa inona indray ary no andrasana!
Batery 1200mAH( maharitra 8h)
Model HF-F68
Version 5.3
Distance

Mora sady tsara amin'izao fetin'ny mpifankatia izao ka araraoty coton 100% Taille L/M32.000ar izy 2
10/02/2024

Mora sady tsara amin'izao fetin'ny mpifankatia izao ka araraoty
coton 100%
Taille L/M
32.000ar izy 2

Iza daholo ilay tia fromage ?Fromage tena tsara sady matsiro nefa mora vita avy any AmbatomangaKarazana tsiro gouda1kg n...
10/05/2023

Iza daholo ilay tia fromage ?
Fromage tena tsara sady matsiro nefa mora
vita avy any Ambatomanga
Karazana tsiro gouda
1kg ny iray
Afaka anaovana sakafo tsara na hoanina miaraka amin'ny m**o na hoanina amin'izao
Midira mp avy atrany na miantso ny laharana 034 74 377 04

Address

Mandroseza
Talata-Maty
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Sunday 07:00 - 17:00

Telephone

+261347437704

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share