Andomalala

Andomalala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andomalala, Shopping & retail, Talata-Volonondry.

Isaia 41:10
''Azamatahotra hianao,fa momba anao Aho;ary aza miherikerika foana ,fa Izaho no Andriamanitrao;mampahery anao Aho sady mamonjy anao;eny mitantana anao amin'ny tร nana ankavanan'ny fahamarinako Aho ''
๐Ÿ™ โ™ฅ๏ธ

๐Ÿ’efa maro no nokarakarainay tahaka itony ny   ,  ,  sns fa hafa_po avokoa ๐Ÿซถโ™ฅ๏ธ๐Ÿ‘‰๐Ÿฅณ๐ŸฅณAnjaranao indray izao ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ™    mahafatifaty...
25/08/2026

๐Ÿ’efa maro no nokarakarainay tahaka itony ny , , sns fa hafa_po avokoa ๐Ÿซถโ™ฅ๏ธ

๐Ÿ‘‰๐Ÿฅณ๐ŸฅณAnjaranao indray izao ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ™

mahafatifaty ๐Ÿฅฐโ™ฅ๏ธ

afaka mandefa modรจle ianareo fa afaka ataonay avokoa ๐Ÿซถ

midira mp tompoko fa vonona anome fahafampo ho anareo izahay ๐Ÿ™๐Ÿฅฐ
izahay ihany no manao ny installation rehetra,afaka mandeha @ faritra ihany koa izahay mikarakara anareo tompoko ๐Ÿ™

oh


โ˜Ž๏ธ0381917016

na 1kg aza no ho vidinao eny na koa tonga dia ilay lava be tsy mitapaka dia manao livraison hatrany  izahay tompoko ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ™  ...
17/08/2026

na 1kg aza no ho vidinao eny na koa tonga dia ilay lava be tsy mitapaka dia manao livraison hatrany izahay tompoko ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ™

azoantoka sy arapahasalamana

๐Ÿ‘‰1kg:10000ar
๐Ÿ‘‰1kg:15000 ar raha mise en sous vide

zao misy livraison fa alefaso ny commande ary e ๐Ÿฅฐ๐Ÿ™

โ˜Ž๏ธ0381917016

      by Andomalala ๐Ÿš•Manao livraison manerana ny nosy ๐Ÿ‘Œ
16/08/2026

by Andomalala

๐Ÿš•Manao livraison manerana ny nosy ๐Ÿ‘Œ

Mandray commande @ ilay      izahay tompoko โ™ฅ๏ธAzo atao tsara na   ๐Ÿ‘ฐ ,   ๐Ÿ‘ฉโ€โค๏ธโ€๐Ÿ‘จ  na inona na inona karakarainareo  ary vi...
09/08/2026

Mandray commande @ ilay izahay tompoko โ™ฅ๏ธ

Azo atao tsara na ๐Ÿ‘ฐ , ๐Ÿ‘ฉโ€โค๏ธโ€๐Ÿ‘จ na inona na inona karakarainareo ary vita @ endrika mahafatifaty sy mihaja tsara tahaka izao ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œ

Alefaso ary ny commande e โ™ฅ๏ธ

Mandray fona izahay na avany @ faritra sy Tana manodidina aza ary manao livraison ๐Ÿš•

โ˜Ž๏ธ0381917016

ny hakanto ny vita   tena oe matsiro sy azoantoka ๐Ÿ‘Œโค๏ธ mandray commande hatrany izahay oh ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™mandefa @ faritra rehetra ma...
09/08/2026

ny hakanto ny vita tena oe matsiro sy azoantoka ๐Ÿ‘Œโค๏ธ

mandray commande hatrany izahay oh ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

mandefa @ faritra rehetra manerana ny nosy izahay tompoko

โ˜Ž๏ธ0381917016

  oh ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขRehefa makaty   ianareo dia mahita satroka sy tablier tahaka izao anaovako izao ๐Ÿฅฐ๐ŸŒž๐Ÿฅฐ๐ŸŒž izay isaoranay ireo nizara...
05/08/2026

oh ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

Rehefa makaty ianareo dia mahita satroka sy tablier tahaka izao anaovako izao ๐Ÿฅฐ๐ŸŒž๐Ÿฅฐ๐ŸŒž izay isaoranay ireo nizara azy fa tena tsara ery ๐Ÿซถ๐Ÿซถ๐Ÿซถ

๐Ÿ‘‰Mitohy hatrany fandraisanay commande na

โญIlay koba be milanja 20kg
โญNa ilay individuel na
โญNa resaka opรฉration sns,,,
โญEny na @ tranche aza dia manao livraison izahay ๐Ÿซถ ary mandefa @ faritra rehetra ihany koa ๐Ÿš•

Midira mp na miantso avy hatrany tompoko ๐Ÿ™

โ˜Ž๏ธ0381917016 (sady numรฉro WhatsApp ihany koa io)

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขtiako hatrany ny manentana atsika ny hanjifatsika ny   eny @ Carrefour Ankorondrano ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ‘‰fa na izany aza dia manao livra...
04/08/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขtiako hatrany ny manentana atsika ny hanjifatsika ny eny @ Carrefour Ankorondrano ๐Ÿ™๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰fa na izany aza dia manao livraison hatrany izahay ๐Ÿซถ

alefaso indray ny commande na tonga dia ilay na no ilainareo tompoko

azoantoka sy arapahasalamana ny ato amitsika tompoko ๐Ÿ™โ™ฅ๏ธ

โ˜Ž๏ธ0381917016

  ny andro dia manararaotra miaraka @ ankohonana kely fa tohizatsika ny    indray ny livraison    ๐Ÿ‘‰izany oe mandray comm...
02/08/2026

ny andro dia manararaotra miaraka @ ankohonana kely fa tohizatsika ny indray ny livraison

๐Ÿ‘‰izany oe mandray commande hatrany izahay ๐Ÿ™ (0381917016)

mirary alahady mafinaritra ho an'ny fianakaviana rehetra oh ๐Ÿ˜˜

Andomalala

ndeha ange ho alaitsika sary antsaina oe   ny andro dia tahaka izao daholo ny  'ny   ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌrehetra e โ™ฅ๏ธ๐Ÿฅฐ na oe manakaikika...
28/07/2026

ndeha ange ho alaitsika sary antsaina oe ny andro dia tahaka izao daholo ny 'ny ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌrehetra e โ™ฅ๏ธ๐Ÿฅฐ na oe manakaikikaiky anizao ohatra ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

za zany amizay fotoana izay sady ilay miantsoantso oe oh oh ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

ery ๐Ÿ‘Œโค๏ธ

๐Ÿ‘‰atambatambatra indray ny commande tsika ary dia @ zoma zao zany ny livraison manaraka an ๐Ÿฅฐ

โ˜Ž๏ธ0381917016

Mafinaritra ahy ny ampivoatra ny vokatra   ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œny     izao no tena mampiavaka anay fa raha misy ihany koa vokatra...
27/07/2026

Mafinaritra ahy ny ampivoatra ny vokatra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œ

ny izao no tena mampiavaka anay fa raha misy ihany koa vokatra izay mampiavaka antsika Malagasy ataonao dia afaka miaramiasa isika toa irony resaka Art Malagasy sns ,,,irony ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ™๐Ÿซถ

midira mp fa vonona ny hifanohana isika ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

๐Ÿ‘‰fa aza adino aloha fa misy livraison rahampitso anโ™ฅ๏ธ

mirary soa oh ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

โ˜Ž๏ธ0381917016

Address

Talata-Volonondry

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andomalala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share