Vente led

Vente led Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vente led, Shopping & retail, Tananarivo, Tananarivokely.

Salama oh misy Lina ve?Colle wall PANNEL & Attache 😘mp ou ☎️ 0347221647/0339656468Manao livraison izahay
09/08/2026

Salama oh
misy Lina ve?

Colle wall PANNEL & Attache

😘mp ou ☎️ 0347221647/0339656468
Manao livraison izahay

06/08/2026

Gadenas alarme 🔔

18.000ar fohy taho
20.000ar lava taho

👉Mp ou ☎️ 0347221647/0339656468
Manao livraison izahay

11/07/2026

Salama🙏
Efa tsy milamina ny tany ataovy mlay sécurité 🔔👈👉🔐

Mini alarme 35.000ar

Gardenas 🔐alarme 🔔 20.000ar

0347221647/0339656468
Manao livraison Mandefa faritra 🙏

ALARME 🛎️  & 🔐 GADENASALARME Detecteur de mouvement  manaeno🛎️ manahitra anao raha Misy olona mikasa ny hiditra antsokos...
11/07/2026

ALARME 🛎️ & 🔐 GADENAS

ALARME Detecteur de mouvement manaeno🛎️ manahitra anao raha Misy olona mikasa ny hiditra antsokosoko

Miala pile izy zany oe Afaka soloina raha sendra lany

Prix 35.000ar

Ny GADENAS ALARME kosa Maneno be vao Misy misitona

🔐 Fohy taho Prix 18000ar /lava taho 25000ar

0347221647 whatapp 📞 0339656468
Manao livraison izahay mandefa faritra hiany koa Manasa anao andefa commande tompoko 🙏 🙏

Natokana ho anao ity indrindra isika aty ambanihitra Arovy n'y fanananao 🔐Indrindra Sécurité  🔐 amzao Mila mitandrina be...
09/07/2026

Natokana ho anao ity indrindra isika aty ambanihitra
Arovy n'y fanananao 🔐

Indrindra Sécurité 🔐 amzao Mila mitandrina be

💥 LED-NEON 5M 50.000ar

💥 Bande LED PM. 5M 18.000ar GM 25.000ar

💥 LAMPADAIRE SOLAIRE 25000Ar

💥 ALARME Détecteur de mouvement 35.000ar

🔐 Gardenas alarme 20.000ar n'y lava taho
18.000ar n'y fohy taho

💡💥 Jiro chargable
20W 10.000ar 50W 13.000ar

💡💥 Ampoule chargable
7W /10/15

Projecteur 25.000ar/35.000ar

Manao livraison izahay Mandefa colis Province iany koa mp ou ☎️0347221647/0339656468

07/07/2026

💥ARRIVAGE Vaovao bé👍

WALL PANNEL PVC misy couleur isan-karazany

Effet bois 65.000ar
Doré 68.000ar

Mp ny contact sy adresse anaterana azy

Manao livraison izahay

👉Manao installation iany koa

05/07/2026

Salama daholo indray ooh😍

😘Tonga ny ARRIVAGE Wall PANNEL PVC

Dimensions 2,9M x 16cm
Prix 65.000ar
Couleur DORÉ 68.000ar

Fond d'écran TV , Mural, plafond,

Manasa anao andefa commande manao livraison izahay

Mandefa faritra iany koa

☎️ 0347221647/0339656468/0378054307

18/06/2026

TONGA NY ARRIVAGE DECORATION isankarazany
(Mp ny couleur

MOUSSE 3D (motif, carreau, (feaux brique) (UNIS)
😘 70cm * 70cm prix 10.000ar

✨Wall PANEL PVC 16CM * 2,9M prix 65.000ar

🎉 PAPIER REVETEMENT MURAL 120 CM * 3M prix 70.000ar

🎑 FEAUX CARREAUX MURAL 60 CM * 60 CM (3Pcs 25.000ar

Misy Couleur maro afaka isafidianana tsara ao @ 👉 Mp

Manao livraison izahay

14/06/2026

Faly Miarahaba anareo panaraka ny (page )

🤩Mahafaly anay ny manolotra

arrivage decoration anao FÊTE zao

😍FEUILlE Adhesif pour cuisine 5M sur 60cm 20.000ar
Couleur misy maro misy isafidianana tsara

😘120cm sur 3M 40.000ar ARGENTÉ

Efa misy colle,mety apetaka , carreaux , melamine, frigo,frigidaire, tsy matahotra Rano, mazaka afanana,

Mp ary rah lina enao Manao livraison izahay

(0347221647/0339656468

12/06/2026

En SECURITÉ enao miaraka @

👉ALARME MOUVMENT DETECTEUR

Mitandrema fa akaiky ny FÊTE dia mandeha be ny totakely sy tota be😀😀

ALARME DECTEUR DEMOUVMENT
atao @ vavahady, garage, varavarana, tena manampy anao ity raha sendra varina ka misy miditra tampoka dia tonga de maneno be izy

Prix 35.000ar ny pieces ,miala pile izio an ary afaka soloina rehefa lany

Tsy izay iany fa misy iany koa ny sous compteur mba afataranao ny

Fandanina indrindra ho antsika manofa trano sady tsy lafo nefa
Tena ilaina

Prix misy karazany telo 25.000ar, 30.000ar,35.000ar
Mp ny sary

Anlefaso ny commende fa eto izahay vonona anao ny livraison

Mandefa faritra iany koa 0347221647/0339656468 raha teh hiresaka mivantana merci🙏

Address

Tananarivo
Tananarivokely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente led posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share