08/03/2026
Miarahaba ny vehivavy rehetra mahatratra ity anio ity 🥳❤️
Koa ankehitriny anaka, aza matahotra; hataoko aminao izay rehetra angatahinao; fa fantatr'izay rehetra ao an-tanànan'ny fireneko fa vehivavy tsara ianao. — Rota 3 : 11 ✨