Idéaly Santé & Beauté

Idéaly Santé & Beauté Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Idéaly Santé & Beauté, Shopping & retail, Tamatave, Toamasina.

Tsy ampy intsony ve ny karama raisinao?Mikorontan-tsaina ianao amizay tokony atao.Valio fanontaniana ao ambany sao ao ny...
22/08/2026

Tsy ampy intsony ve ny karama raisinao?

Mikorontan-tsaina ianao amizay tokony atao.

Valio fanontaniana ao ambany sao ao ny ahitanao vahaolana

Hello 🥰"
Hatramin'izay dia nizara ny lesona makasika ny fahalalana ara-bola isika, nanolotra idée des business izay afaka ataonao na dia tsy manana fond betsaka aza.
Nanome torohevitra mba afahanao mampitombo ny fidiram-bolanao,
Nizara fika ahafahanao mi-geré ny budget nao intelligemment....

Raha tsy maharaka ny fandaniana intsony ny vola miditra aminao,

Anjaranao ndray ary zao,...

"Araka ny hevitrao, inona ny tena mahomby: mampihena ny fandaniana sa hampiakatra ny fidiram-bola?"


Valio ao amin'ny commentaire, fa hamaky ny valin-teninareo rehetra aho androany." ❤️

👇👇👇



Tonga ny arrivage Crème Naomi🌸Crème Naomi triple action 50g🌸✳️Anti-fongique✳️Antibactériennes,✳️Anti-InflammatoireManala...
15/03/2026

Tonga ny arrivage Crème Naomi

🌸Crème Naomi triple action 50g🌸

✳️Anti-fongique
✳️Antibactériennes,
✳️Anti-Inflammatoire

Manala ireo tasy sy bouton eny amin'ny vatana, ary mony.
Manasitrana ny areti-koditra, tabasec
Manasitrana hoho simba ny savony,
Manala tasy amin'ny helika, sy helakelam-pehy,
Manafoana sy mampazava ny hoditra
Malefaka sady haingam-piasa.

📌Tena efficace

Prix: 12.000ar

Manao livraison foana zahay an.

❌Manome prix de gros (izay mbola hivarotra)
☎️0342395100
Disponible eto

Crème Naomi 50g Mamely ny ola-potaka sy parasy kankana.Vahaolana ho anao ity crème ity.Crème Naomi mampijanona ny fery s...
15/03/2026

Crème Naomi 50g

Mamely ny ola-potaka sy parasy kankana.

Vahaolana ho anao ity crème ity.

Crème Naomi mampijanona ny fery sy maha maina haingana.

▶️ Prix : 12.000ar
Contact 0342395100

🎀Minute conseils🎀Mafana ny andro izao an.🔸Ilaina foana ny misotro rano betsaka,🔸Manao satroka rehefa mivoaka trano hiaro...
10/01/2026

🎀Minute conseils🎀

Mafana ny andro izao an.

🔸Ilaina foana ny misotro rano betsaka,
🔸Manao satroka rehefa mivoaka trano hiarovana ny tarehy sy ny aretinan-doha,
🔸 Manosotra crème solaire hiarovana ny hoditra,...sns.

Fanaovana akanjo maivana no vahaolana amizao,

✅Aza adino fa misy an'ity 🧼 savony manafotsy helika ity:

💠Mampalefaka helika,
💠Manafotsy helika,
💠Malefaka fofony

📌03 andro dia mahita vokatra (résultat)

Prix : 5000ar

☎️ 0342395100
Disponible eto
Manao livraison,
Manome prix de gros ho an'izay mbola hivarotra


10/01/2026
09/01/2026

C'est toi d'abord.

Prend soin de toi 😍

🌿 Savon à base de lait de chèvre 🌿Io lay savon mety amin'ny zaza sy olon-dehibe.📌Manazava ny hoditra,📌Mampalefaka ihany ...
09/01/2026

🌿 Savon à base de lait de chèvre 🌿

Io lay savon mety amin'ny zaza sy olon-dehibe.

📌Manazava ny hoditra,
📌Mampalefaka ihany koa,
📌Tsara fofona aoka izany.

Prix:4000ar
❌ Liquidation ❌

Tsy betsaka izy ato fa araraoty an.

Manao livraison, mandefa amin'ny faritra.

Raha hanao revendeur dia midira mp.
☎️0342395100

Disponible à

Laharana faha firy ianao ao amin'ny   ao.Afaka mividy an'ity pack dr Comely ity ianao, manao  .Mi-gagné temps koa ianao ...
30/12/2025

Laharana faha firy ianao ao amin'ny ao.

Afaka mividy an'ity pack dr Comely ity ianao, manao .

Mi-gagné temps koa ianao amizay afaka anaovanao zavatra hafa.



🎀 Promotion 🎀
18.000ar
GAMME CURLY DR COMELY

Sans sulfate
Sans paraben
Sans petrolatum

Mety tsara amin'ny karazam-bolo rehetra izay tia manao curly.
À base de huile coco et de huile d'amande douce

📌Shampooing 500ml+ leave-in 500g

Disponible à Toamasina
Manao livraison.
0342395100/0326928588

🧼Savony manafotsy helika🧼Remover whitening soap🔸Mampalefaka helika,🔸Manafotsy helika,🔸Malefaka fofony📌03 andro dia mahit...
28/12/2025

🧼Savony manafotsy helika🧼

Remover whitening soap

🔸Mampalefaka helika,
🔸Manafotsy helika,
🔸Malefaka fofony

📌03 andro dia mahita vokatra (résultat)

Prix : 5000ar

☎️ 0342395100
Disponible eto
Manao livraison,
Manome prix de gros ho an'izay mbola hivarotra

Address

Tamatave
Toamasina
501

Telephone

+261342395100

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Idéaly Santé & Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share