Misafidy Shopping

Misafidy Shopping DIY world(Do It Yourself) créez,personnalise,inspirez.

Salama daholo!Efa tonga ny lettre 500 ar  ny iray efa afaka mandray command fona amizay koa !ho an’izay mbola ivarotra ,...
01/09/2026

Salama daholo!Efa tonga ny lettre 500 ar ny iray efa afaka mandray command fona amizay koa !ho an’izay mbola ivarotra ,afaka miditra mp na miantso mivantana izay mila fanazavana .Mirarisoa !

Salama daholo!Manana promotion vacance isika  amin’izao a,fa Tongava mandoko mialavoly e!na koa afaka mandoko mitondra m...
14/07/2026

Salama daholo!Manana promotion vacance isika amin’izao a,fa Tongava mandoko mialavoly e!na koa afaka mandoko mitondra mody atrano an (misy pack karazany maro manomboka 2500 ar efa misy peinture sy pinceaux ao)! Good night 😘.

19/06/2026

Salama daholo Andro fahatelo amin’ny Braderie isika androany a!Misy promotion hatraminy 50% izay efa maro no nahazo fa mbola misy ho antsika rehetra ao!Tonga fa maro be ny zavatra ho hitanao ao ankotran’ny efa fahita andavanadro .(stand 39-40 no misy antsika )

Salama daholo! Ireto ny figurines disponible a commandé!(pris de gros sûre mp ho an’izay mbola hivarotra na koa oe anao ...
16/05/2026

Salama daholo! Ireto ny figurines disponible a commandé!(pris de gros sûre mp ho an’izay mbola hivarotra na koa oe anao anniversaire ho fialambolin’ny ankizy)

I got over 500 reactions on my posts last week! Thanks everyone for your support! 🎉(Alefanay eto tsy ho ela ny ola mahaz...
17/01/2026

I got over 500 reactions on my posts last week! Thanks everyone for your support! 🎉(Alefanay eto tsy ho ela ny ola mahazo ilay 30000 ar anakitelo a!mbola afaka milalao fona anefa izay mbola te ilalao fa ampina ny cadeaux cadeaux)

10/01/2026

Salama daholo mbola Mitovy fona ny lalao tsika hatraminy faran’ity ity an!Maro nareo no tsy tafandefa sary teto dia mention-eo ny page dia itanay eo fona ny asatananreo!Maro dia maro ny figurine tsika vaovao be ao miaraka amin’ireto mini fake nails ireto dia kavina manomboka 7000 ar à 10000 ar 🛑Efa tonga ny figurine tsika labubu😍. Mirary erinandro sambatra be.

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Misafidy Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share