National Toamasina

National Toamasina Page non active

23/03/2023

Tongava manjifa ireo "PLAFOND PVC" amin'ny endriny maro isafidianana .
Mirefy 4 mètres ny andavany, 20 centimètres ny ampohiny ary 7 millimètres ny atevenany

Natao amin'ny vidiny mirary koa mitongava haingana manjifa sao tara 😍

📌 Eto ambadiky ny magasin Miniso no misy anay

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Page non active

16/03/2023

Ato amin'ny magasin National dia ahitanao ireo "EVIER ARENA" amin'ny kalitao tena tsara, mibika sy mateza tsara 😍

Manana safidy tsara isika amin'ny 01 BAC 🔳 02 BACS 🔳, any ny lokony koa dia misy isafidianana tsara 😍

Mirary dia mirary koa ny vidiny fa mitongava mitsidika ee 😍

📌 Eto ambadiky ny magasin Miniso no misy anay

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Page non active

09/03/2023

💥💥 ARRIVAGE💥💥

Jifao ato amin'ny magasin National ireo vokatra Somalaval amin'ny vidiny mora indrindra 😍
👉 ciment colle ho an'ny carreaux nao mba aharitra ela ❤️
👉 enduival ho an'ny rindrinao mba ahazo finition lisse ❤️

Ny vidiny dia mirary fa mitongava mitsidika ee 😍

📌 Eto ambadiky ny magasin Miniso no misy anay

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Page non active

💥💥 WC TURC 💥💥Misy loko hafa azo isafidiànana, no sady misy modèle hafa ihany koa ato amin'ny magasin National 🇲🇬🇲🇬Ny vid...
02/03/2023

💥💥 WC TURC 💥💥
Misy loko hafa azo isafidiànana, no sady misy modèle hafa ihany koa ato amin'ny magasin National 🇲🇬🇲🇬

Ny vidiny dia mirary fa mitongava mitsidika ee 😍

📌 Eto ambadiky ny magasin Miniso no misy anay

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

23/02/2023

💥💥 Arrivage bobaka be💥💥
🟥 Carrelage sol 40×40 (+ de 20 modèles)
🔲 Carrelage mural 25x37,5 ( + de 20 modèles)

Ireto etsy ambany ny santionany 😍 ary aty amin'ny magasin mivantana kosa raha mbola ijery hafa ianao 😍😍

Jereo ary ny sary, ary aza adino fa misy koa ireo dimension hafa toy ny 60x60, 80x80, 30x60 izay itanao mivantana aty amin'ny magasin National 💥💥

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Page non active

Tonga indray ireto arrivage BLOCK PORTE 🚪 na PORTE BLINDÉE 😍😍Ireto etsy ambany ny santionany 😍 ary aty amin'ny magasin m...
16/02/2023

Tonga indray ireto arrivage BLOCK PORTE 🚪 na PORTE BLINDÉE 😍😍

Ireto etsy ambany ny santionany 😍 ary aty amin'ny magasin mivantana kosa raha mbola ijery hafa ianao 😍😍

Jereo ary ny sary, ary aza adino fa misy koa ireo model hafa izay itanao mivantana aty amin'ny magasin National 💥💥

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

💥💥 PROMOTION 💥💥Tena mora be  ny carreaux 30cm x 30cm ato amin'ny magasin National😍😍💥30.000 ariary 💥😱 monja  raha 35.000 ...
08/02/2023

💥💥 PROMOTION 💥💥

Tena mora be ny carreaux 30cm x 30cm ato amin'ny magasin National😍😍

💥30.000 ariary 💥😱 monja raha 35.000 ar teo aloha ny iray carton, misy safidy marobe.

Aza tara fa tena ❌️stock limité❌️

"kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Araraoty ny hatsaran'ny kalitaony sy ny vidiny ato aminay 😍😍Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko 😍Robinet 🚰 ind...
03/02/2023

Araraoty ny hatsaran'ny kalitaony sy ny vidiny ato aminay 😍😍

Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko 😍

Robinet 🚰 indray ho entinay anao androany, izay maro karazany no misy tsara amin'izay ilainao ny ato amin'ny magasin National.

Jereo ary ny sary, ary aza adino fa marobe ireo model hafa izay itanao mivantana aty amin'ny magasin National 💥💥

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko 😍Carreaux 30cm X 30cm indray ho entinay anao androany, izay maro karazany ...
26/01/2023

Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko 😍

Carreaux 30cm X 30cm indray ho entinay anao androany, izay maro karazany no misy tsara amin'izay ilainao ny ato amin'ny magasin National.

Jereo ary ny sary, ary aza adino fa marobe ireo model hafa izay itanao mivantana aty amin'ny magasin National 💥💥

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Amin'izao andro ratsy izao dia tsara foana ny manana ny tahiry-RANO ao an-tokatrano 🥰Ny magasin National dia manana ireo...
19/01/2023

Amin'izao andro ratsy izao dia tsara foana ny manana ny tahiry-RANO ao an-tokatrano 🥰

Ny magasin National dia manana ireo karazana CITERNE mety aminao amin'izany ka mitongava manjifa fa amin'ny vidiny mirary hatrany ny antsika ee.

"Kalitao mahafa-po, maha-tamàna "

Address

Pas D'adresse
Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340755297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when National Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to National Toamasina:

Shortcuts

Share