Pattyh en ligne

Pattyh en ligne Ny soa ifampizarana

🍰📘 TE HIANATRA CUISINE SY PÂTISSERIE VE ? 👩‍🍳🔥Aza mandany fotoana mijery vidéo tsy mazava intsony 😍Efa misy izao ny BOKY...
21/05/2026

🍰📘 TE HIANATRA CUISINE SY PÂTISSERIE VE ? 👩‍🍳🔥
Aza mandany fotoana mijery vidéo tsy mazava intsony 😍
Efa misy izao ny BOKY PDF CUISINE & PÂTISSERIE feno recette mora arahina sy matihanina 💯
✅ Gâteau
✅ Pizza
✅ Pain maison
✅ Jus naturel
✅ Dessert maro
✅ Recette mora amidy
✅ Torohevitra fanaovana business
📱 Vakiana amin’ny téléphone
📥 Alefa avy hatrany après paiement
💸 Vidiny mirary
🎁 Bonus recette fanampiny
👉 Raha liana dia manorata hoe : “INTERESSÉ(E)” na alefaso message privé 📩
🔥 Mahasoa ho an’ny :
👉Te hianatra mahandro
👉Renim-pianakaviana
👉Mpianatra
👉Te hanomboka business alimentaire
💥 “Mianara androany, mahazoa vola rahampitso!” 💥

17/05/2026
17/05/2026

      antoka
15/05/2026



antoka

💡 Tsy mila chef ianao vao manomboka pâtisserie.Ny zava-dehibe dia: ✅ mianatra ✅ manandrana ✅ tsy kivy📘 Boky PDF hanampy ...
15/05/2026

💡 Tsy mila chef ianao vao manomboka pâtisserie.
Ny zava-dehibe dia: ✅ mianatra ✅ manandrana ✅ tsy kivy
📘 Boky PDF hanampy anao hivoatra tsikelikely
📩 Midira privé raha liana

Ataovy business ny talentanao!📘 Boky PDF pâtisserie & boulangerie💰 Afaka hanombohana fivarotana m**o sy gâteau✅ Recette ...
15/05/2026

Ataovy business ny talentanao!
📘 Boky PDF pâtisserie & boulangerie
💰 Afaka hanombohana fivarotana m**o sy gâteau
✅ Recette matsiro
✅ Technique professionnelle
✅ Mety amin’ny débutant
📩 Midira privé raha mila détail

Ataovy business ny talentanao!📘 Boky PDF pâtisserie & boulangerie💰 Afaka hanombohana fivarotana m**o sy gâteau✅ Recette ...
15/05/2026

Ataovy business ny talentanao!
📘 Boky PDF pâtisserie & boulangerie
💰 Afaka hanombohana fivarotana m**o sy gâteau
✅ Recette matsiro
✅ Technique professionnelle
✅ Mety amin’ny débutant
📩 Midira privé raha mila détail
🎂Vidiny 3 000ar monja

14/05/2026

Fahazarana 5 an’ny olona mahomby
1. Mifoha maraina
Ny olona mahomby maro dia manomboka ny androny aloha mba hanana fotoana handaminana ny tanjony sy ny asa hataony.
✨ “Izay mahafehy ny maraina dia mahafehy ny androny.”
2. Manana tanjona mazava
Tsy miaina kisendrasendra izy ireo fa mahalala tsara izay tiany ho tratrarina.
🎯 Manorata:
tanjonao
nofinao
dingana hataonao isanandro
3. Mamaky boky sy mianatra foana
Ny fahalalana dia manova fomba fisainana.
📘 Na pejy vitsivitsy isanandro aza dia afaka manova fiainana tsikelikely.
4. Mahay mifehy fotoana
Tsy laniny amin’ny zavatra tsy ilaina ny fotoanany.
⏰ Ataovy laharam-pahamehana:
asa manan-danja
fianarana
fanatsarana tena
5. Tsy mora kivy
Ny olona mahomby dia tsy hoe tsy lavo… fa mahay mitsangana indray.
🔥 Ny faharetana no mampiavaka ny mpandresy.
📌 Atombohy amin’ny fahazarana kely isanandro ny fiovana lehibe amin’ny fiainanao

Address

Radama 1
Toamasina
501

Telephone

+261322573110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pattyh en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share