AshA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AshA, Shopping & retail, Bazar kely, Toamasina.

Misy société iray eto Toamasina Mitady vehivavy efa madame, matotra tsara, sariaka, mahay mandray olona, madio, manaja a...
05/12/2023

Misy société iray eto Toamasina Mitady vehivavy efa madame, matotra tsara, sariaka, mahay mandray olona, madio, manaja asa.
Hivarotra,
Vonona ny hiasa
Miditra 7h30, mirava 17h
Hiantohana sakafo atoandro.
Lieu:tanambao 5
Raha mahaliana anao dia alefaso mail ny CV ao amin'ny :
[email protected]
Objet: commercial mature 12-23

Charbon vao Tonga maraina !Misy amlay kelikely morceau d misy amlay mivaingana ngeza,Tongava mifidy !
27/09/2022

Charbon vao Tonga maraina !
Misy amlay kelikely morceau d misy amlay mivaingana ngeza,
Tongava mifidy !

Charbon charbon.!Mahatonga par semaine !Bazar kely mangala ananjy 👍
26/09/2022

Charbon charbon.!
Mahatonga par semaine !
Bazar kely mangala ananjy 👍

26/09/2022

Charbon tamatave !
Nisy client mila amin'ny gony maventy, 👍 natao Roa gony amlay 11 500ar
DIA karanjao paoziny avy nararaka.

Address

Bazar Kely
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AshA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share