28/03/2024
Ho antsika izay vao hampiasa Airtel 🇲🇬🇲🇬
Ny tsara ho fantatra:
Mijery numéro : *123 #
Airtel Money : *436 #
Menu Airtel : *100 #
Mijery crédit : *999 #
Midesactive consommation automatique internet : *114*00 #
Mijery méga tavela : *999*114 #
??Asina *436* alohany code jiaby ohatra
*436*114*1000 # ra hividy facebook par Airtel Money
??Sms : *100*555 # (500ar , 1400sms mandeha amin'ny Airtel ary 70sms tambazotra afa validité 7 jour)
*999 # SMS tavela
??Facebook avec appel vidéo Messenger :
*114*500*1 # (250 mo : 500ar validité 2 jours)
*114*1000 # (750 mo : 1000ar validité 7 jour)
Mijery méga tavela*999*44 #
??Appel afaka antsona autre opérateur:
*100*00500 # (500ar : 5mn validité 24 heures)
*100*001000 # (1000ar : 10mn validité 24 heures)
*100*002000 # (2000ar : 20mn/50sms/100mo validité 48 heures)
*100*10000 # (185mn Airtel , 66mn autres opérateurs sy 150mo)
Appel Airtel samy Airtel
*100*0500 # (500ar : 20mn Airtel 12 heure)
*100*01000 # (1000ar : 60mn Airtel 24 heure)
(3)
©️: Dina Finaritra
ENY E, MISY MITENY MOA FA METY HIOVA IO AIRTEL MANOMBOKA 1 ER AVRIL, OUII, METY HIOVA, FA MILA MITADY VAHAOLANA, ZAREO ALOHA NO VAHAOLANA HATRETO, FA RAHA SANATRIA MIOVA TOKOA RY ZAREO, MI-PASSE AMIN'NY VAHAOLANA HAFA INDRAY.
RAHA HIPETRA-POTSINY ISIKA VAO MAIKA POTIKA ETO, SATRIA SAMY HANARARAOTRA IZAY AMBANINY DAOLY. IMAGINEO OE RAHA SAMY HAMPIAKATRA TARIFS DOLY NY SEHATRA REHETRA. NEFA AHOANA NY EO AMIN'NY FAHEFA-MIVIDY NY MALAGASY ?
Firaisan-kina ntsika mpanjifa ihany no vahaolana. 🇲🇬🇲🇬✊